Volavolan-Dalàna

Ny volavolan-dalàna dia rijanteny apetraky ny lehiben' ny Governemanta amin' ny anaran' ny Governemanta ho dinihin' ny Antenimiera sy hanaovany latsabato mba handaniana azy na tsia ho lasa lalàna.

Noho izany, ny volavolan-dalàna dia tsy tokony afangaro amin' ny tolo-dalàna izay miainga avy amin' ny fandraisana andraikitry ny ao amin' ny Antenimiera.

Jereo koa

Tags:

AntenimieraGovernemantaLalànaTolo-dalàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

6399Rova Manjakamiadana1999Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraSokajin-tenyFilazantsara araka an' i Lioka1988Ry Tanindrazanay malala ô19921975BazaugesNôrvezy611839FrantsaRanoBritaina LehibeFiteny kôsaWikiFakam-panahyDavid WinelandAtibaiaGabriel García MárquezAterineto2004Facebook21Tanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaAfrikaKristianismaQuébecJunqanOlika voafintina anatySikidy malagasy1855PosangesZavakantoFanandroana malagasyCaptain FlamingoItaliaGuiyangOmbyLoharano1910Tambajotra sôsialyFiangonana Jesosy MamonjyVintanaFanatontoloanaParker, South DakotaDanemarkaH10VoambolanaAlakaraboChristophe ColombOvidCompertrixRepoblika Demôkratikan' i KôngôBarselonaZafisoroFady (malagasy)EspainaSoson-drivotry ny tanyKabaryFitodika fitaovanaFitsanganan' i Jesoa ho velonaJonathan FrakesBSorona1953Makoa (malagasy)Tetiandro malagasyIndônezia1848Jodie FosterSanandajPôliteismaLisbon🡆 More