Vato

Ny vato dia vaingan-javatra avy amin' ny fahapotehana sy fivangongoan' ny nofon-tany na avy amin' ny fangatsiahan' ny magma izay ampiasain' ny olombelona amin' ny fanamboarana trano, tetezana, lalana, sarivongana, tsangambato, sns.

amin' ny alalan' ny fanambarana azy na ny fisokirana azy na ny fipaihana azy. Isan' ny karazam-bato ampiasaina amin' ny fanorenana sy fanamboaran-javatra (trano, tetezana, fasana, lalana, sns) ny bazalta, ny vatoafo, ny vatosokay ary ny vatosolaitra. Misy koa ny vato fanamboarana fanaingoana sy firavaka toy ny vato sarobidy sy ny vatosoa.

Vato
Vato an-tendrombohitra

Tags:

BazaltaLalanaMagmaSarivonganaTetezanaTranoVatosoaVatosokay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MollasaniISO 4217Abdellatif FellainiAlexandre Ier de RussieFanasan' ny TompoAlahamadyAnetz11 AprilyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)1981Antônio de Oliveira FilhoLisitry ny gazety ao MadagasikaraTetiandro malagasyEtazoniaFiteny indônezianaFanekem-pinoana nikeanaMarshall LeffertsAntom-pisian'ny olonaZivaTerakaFanagasianaRanomasimbe IndianaRepoblikaFanandroana malagasyMoussy, MarneParthénonAndriamasinavalonaPrattville, AlabamaLalan-jazaNikaragoaFilazantsaran' i JodasyMouthoumetDisneyEmpira SasanidaJinyMagiara (vahoaka)Sakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSiramamyBaiboly amin' ny teny malagasyFiangonana Loterana MalagasySilamoAraripeAlakaosyTetiandro hebreoZlatan IbrahimovićAterinetoVirijiny (antokon-kintana)Paoly (apôstôly)WikiBilbaoForyBetsimisarakaHypertext Markup LanguageEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)George Frideric HandelUrmia (farihy)FambolenaNew JerseyBatisaDiana, Andriambavin'i ValesaSora-tanana tao Nag HammadiKolontsaina malagasyJeanne d'ArcMouhammad al-BoukhârîFatidraAdékanmi OlufadéBogotáLarreule, Pyrénées-AtlantiquesBratislavaDavid Pizarro🡆 More