Trondro

Ny trondro dia karazana hazandrano rakotra kira, ary ny fivoy no hihetsehany ao anaty rano, biby manan-taolan-damosina velona anaty rano ary miaina amin' ny alalan' ny sagoaga.

Izy ireo dia velona nanomboka tamin' ny tenatenan' ny fotoana faha-kambrianina. Manana ra mangatsiaka ny ankamaroan' ny kazaran-trondro.

Trondro
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka biby ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Trondro
Trondro

"Karazana hazandrano somary fisapisaka, ny tenany rakotra kira masaisay ary manam-pitaovana ahafahany mihetsika ao anaty rano: vombony iray ao an-damosiny, fivoy milaha-droa eo ambany tratrany sy ambany kibony, fivoy iray indray ao am-poto-kibony, ary ny rambony, izay mikapoka miankavia sy miankavanana rehefa mitsoriaka izy; misy karazany roa ny trondro: ny trondron-dranomamy sy ny trondron-dranomasina; manatody ny trondro amin' ny fararano, izay foy amin' ny voalohandohan' ny ririnina. Anisan' ny tsara sy matsiro ny trondro; laokandrano, laoka".

Matetika afangaron' ny olona ny hevitry ny teny hoe trondro sy hazandrano, nefa ny hoe hazandrano dia "anarana iraisan' ny biby fanjono".

Karazan-trondro

Trondro:

Loharano sy fanamarihana

Tags:

BibyHazandranoRanoSagoaga

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

RabibyFaritra Atsimo-AtsinananaLoteranismaAnamalahoTetiandro gregôrianaPapaHans Holbein le Jeune2012Fitiavan-tanindrazanaTambintenyFanandroanaSikidy malagasyMeksikaRay aman-drenyEtazoniaFikambanana Iraisam-Pirenen' ny Frankôfônia28 DesambraFanalana faditraIndôneziaZon' olombelonaAljeriaRepoblikan' i KôngôWayback MachineRonald ReaganJeôlôjiaAntanosyFiteny indônezianaPrôtestantismaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Malagasy (vahoaka)Fifandimbiasana apôstôlikaTetiandro etiopianaFiainana ara-panahyFoko folo veryFanekem-pinoana apôstôlikaFilipinaFidangan' ny vidim-piainanaHartford, ConnecticutSamsônaBokin' i JôsoaPakistànaOmbyFanahy MasinaFaritra Atsimo-AndrefanaFanahy (kolontsaina malagasy)Katesizin' ny Fiangonana KatôlikaDrônaFehezantenyFiteny frantsayPôlitika eto MadagasikaraSiansaTsimihetyTendryMahafalyFokom-pirenen' i IsraelyAmbaliha (Ambanja)AbdônaEmpira BizantinaPio IVRasoherinaEuryceros prevostiiFahefana Avon' ny TetezamitaAndriamaneloJesoaTontolo iainanaOram-panalaSiméon RajaonaFiteny anglisyFahazavana🡆 More