Tendrombohitra Libàna

Ny Tendrombohitra Libàna na Tendrombohitra Libanona dia tandavan-tendrombohitra ao Libàna sy ao Siria; ao atsinanan' ny Ranomasina Maditeranea no misy azy, ary mahatratra 3 088 m ny hahavony manandrify ny tampony Qurnat as Sawda'.

Izy no faritra be tendrombohitra avo ao Atsinanana Akaiky. Ity tendrombohitra ity no ivon' i Libàna Lehibe izay niandohan' ny Repoblika libaney amin' izao ankehitriny izao. Ny Kristiana (indrindra fa ny Marônita) nio betsaka ao, nefa ahitana vahoaka droza vitsy anisa bebe ihany (indrindra ao amin' ny tendrombohitr' i Shouf).

Tendrombohitra Libàna
Ny tendron' ny Tendrombohitra Libàna: i Qurnat as Sawda' (3 088 m).

Tags:

Atsinanana AkaikyDrozaLibanaRanomasina MediteraneaSiriaTandavan-tendrombohitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Nosy193818Emirata Arabo MitambatraFamoranaMTanalaHovaKabary am-panambadiana1951Wiki CommonsInjenieraBarbadySihanaka1939Abdellatif FellainiDa LatTeny malagasy ôfisialyTJesoaMikea1974BrexitY.agSaikanosin' i Arabia1976AndriandahifotsyHubert Tardieu13 DesambraOhioBangladesyWikiLisbonBokin' ny OhabolanaFizaràn-taonaSeha-pihariana voalohanyITanyParker, South Dakota871Kapila matezaJack Lemmon1793Calendario ebreoHaoaySafodranoNorroisTendrontany AvaratraWikipediaVintanaOlombelonaKantoFlexbourgChristian HuygensAdrian WinterLahatraFamoronana (finoana sy fedrà)Tsỳ199539Ranomasin'i ArabiaZavakantoStatistika19573 JanoaryRova Manjakamiadana81Ady MangatsiakaIndiaTetiandro iranianaRiyadhGuthrie Center, Iowa1650FrantsaTanora Malagasy Vonona🡆 More