Tara

Ny ny tara na godorao dia akora misy molanga, miloko matroka, toa misy menaka, azo avy amin' ny fisitiliana mandrava ny fompotra, ny hazo, ny arintany, ny taolana ary akora hafa avy amin' ny zavamananaina.

Ahitana akora simika an-jatony ny tara, ka maro amin' izy ireo no heverina ho miteraka homiamiadana na mety hampidi-doza.

Tara
Tara avy amin' ny tahon-katsaka.

Ny tara avy amin' ny hazo, azo avy amin' ny fanafanana na fandoroana ampahany ny hazo, dia nampiasaina betsaka mba hanentsemana ny fitohizan' ny hazofisaka mandrafitra ny sambo vita amin' ny hazo. Ankehitriny dia ampiasaina amin' ny fanamboarana savony mainty sy fanamboarana fanafody koa ny tara.

Ny teny hoe tara na godorao koa dia ampiasaina amin' ny fiteny andavanandro mba hanondroana ny asfalta fanamboaran-dalana.

Jereo koa

Tags:

ArintanyFompotraHazoMolangaTaolanaZavamanan'aina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

IngosetiaTolom-bahoaka tamin' ny 1947AmerikaAndrianaRégis Rajemisa RaolisonNikôtininaSydneyWilliam III an'i AngleteraBaiboly katôlikaAmpiposahana (faritra)RenivintanaFady (malagasy)Lambo diaSôlômônaFiteny tataraFanalana faditraOhabolanaLAntanosyEpistily nosoratan' i JakôbaSandam-bolaFilôzôfiaKristianisma eto MadagasikaraAmpongaRanavalona IIIAntandroyConstantin StanislavskiFiteny hindỳEzraGerd GanteförRadama IIVintana (finoan-drazana malagasy)KabaryJerosalemaAdaoroFanekem-pinoana apôstôlikaAntankaranaHavatsa-UPEMTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaAndriamanitra (tokana)MasikoroTerakaHabakokaFamoranaLibiaMponina eto MadagasikaraFifandraisan-davitraTodyPraiminisitra malagasyAziaFahasalamanaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranySoratraVorombolaMontanaAntananarivoAndriamenaMain PageRazana (finoana malagasy)JirofoLisitry ny filohan' i MadagasikaraPablo PicassoMerinaForyFivavahan-drazana malagasyHoratio NelsonFijyAostraliaFanjakan' AndriamanitraOsyAlahasatyMpampitohy (fitsipiteny)🡆 More