Sunan Al-Sughra

Ny Sunan al-Sughra, (arabo: السنن الصغرى / al-Sunan al-Ṣughrā), fantatra ihany koa amin' ny anarana hoe Sunan al-Nasa'i (arabo: سنن النسائي / Sunan al-Nasāʾī), dia iray amin' ny Kutub al-Sittah (hadita enina lehibe), ary nangonin' i al-Nasa'i (taona 829 – 915).

Ny Sonita dia mihevitra io fanangonana io ho fahatelo manan-danja indrindra amin' ny fanangonana hadita enina lehibe (Kutub al-Sittah). Al-Mujtaba ("ilay voafantina") dia manana hadita eo amin' ny 5 270 eo ho eo, anisan' izany ny fitantarana miverimberina, izay nofidin' ilay mpanoratra tamin' ny asa lehibeny, As-Sunan al-Kubra.

Ao anatin' ny Kutub al-Sittah dia heverina ho boky tena azo antoka momba ny hadita (tantaran' i Mohamady) taorian' ny Sahihayn (ny Sahih al-Bukhari sy ny Sahih Muslim) nataon'ny ankamaroan' ny manam-pahaizana momba ny hadita.

Jereo koa

Tags:

Al-Nasa'iFiteny araboKutub al-SittahSonisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fady (malagasy)Fiteny maanianyAdy Lehibe VoalohanyWikimaniaNizeriàAntemoroLoteranismaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFanekem-pinoana apôstôlikaThéophile SeyrigBôtsoanaDidy FoloFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaSiriaFaditraFokom-pirenen' i JodàHiram-pirenenaFiteny anglisyAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaMpisolo manontany1700FahafatesanaMpampiankina19971974Fiteny nepaleySakalava2015Fiteny malagasyFitiavan-tanindrazanaKabary tera-baoIndôneziaMpisolo manondroZavaboaryTalataSandam-bolaAdizaozaEtazoniaValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraPôlitika eto MadagasikaraPaiso (voany)EpifaniaRepoblika MalagasyRanavalona IIIGregor MendelNekao IIBokin' ny GenesisyAngovo azo havaozinaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaFidangan' ny vidim-piainanaVeliranoVolanaHaifisaina sy hetsi-poFirenena MikambanaAzia Atsimo-AtsinananaTsiranana PhilibertAmbohimanga23 AprilyAdijadyPio XMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraSatorinaAntiôkiaFifandimbiasana apôstôlikaFamadihanaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)FitampohaFanasan' ny TompoAterineto🡆 More