Testamenta Vaovao Silasy

I Silasy dia mpikambana tao amin' ny fiangonana kristiana voalohany tany Jerosalema, mpikambana tao amin' ireo Fitopolo sady mpiara-dia amin' i Paoly avy any Tarsisy tamin' ireo dia lavitra nataony tany Antiôkia niaraka tamin' i Barnabasy (na Barnabe) sy ny diany faharoa nankany Galatia niaraka tamin' i Timôty (na Timôte).

Niaraka tamin' i Paoly koa izy tamin' ireo diany tany Siria sy tany Kilikia (na Sikisia) sy tany Makedônia (na Masedoana). Atao hoe Σίλας / Sílas na Σιλουανός / Silouanós izy amin' ny teny grika.

Testamenta Vaovao Silasy
I Silasy

Tags:

AntiokiaBarnabasyFiteny grikaGalatiaJerosalema (Andro Taloha)KilikiaMpianatr'i Jesoa fitopoloPaoly (apostoly)Siria (faritra)Timôte

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mark JerrumBaiboly katôlikaAsombolaFaritanin' AntananarivoKabary tera-baoSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaTrozonaBetsimisarakaFitaovam-piadianaKristianisma eto MadagasikaraGerd GanteförAsaEvekaSampan-tenyHoratio Herbert Kitchener1910Wayback MachineFiraisana ara-nofoMpampitohy tenyForyFirenena MikambanaFiarakodiaTobilehibeAlemainaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)TambajotraAntankaranaPoaceaeAmpongaSilamoNazaretaFrantsaFaritra ItasySakramentaAndrianaKolontsaina malagasyVatosoaPaiso (voany)AdaloSoratraSikidy malagasyMeivazyTambintenyFomban-drazanaArmeniaHoratio NelsonOnitiana RealySinaKilamba-KiaxiAnjara asa (fitsipiteny)KongonaADemôkrasiaSydneyAndriamasinavalonaBokin' i IsaiaFransiskaninaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFampakaram-bady tao KanàBetsileoRadama IIFamonjena1968Lahatra (finoana malagasy)Fiteny taỳFiteny hindỳSiansa🡆 More