I Saladin na Salah al-Din no soltana voalohany tao amin' ny dinastia aiobida, avy amin' ny foko korda, izay nanapaka an' i Egipta tamin' ny taona 1169 hatramin' ny 1193, an' i Damaskôsy tamin' ny taona 1174 hatramin' ny 1193 ary an' i Alep tamin' ny taona 1183 hatramin' ny 1193.
Saladin | |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Saladin | ||
Teraka | 1 Janoary 1138 | ||
Maty | 4 Martsa 1193 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Iraka | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||
Ny dinastia aiobida dia nanapaka an' i Egipta tamin' ny taona 1169 hatramin' ny 1250 sy an' i Siria tamin' ny taona 1174 hatramin' ny 1260. Ny anaran-drainy atao hoe Najm al-Dīn Ayyūb no niavian' io anaran' io dinastia io. Teraka tamin' ny 1138 tao Tikrit i Salah al-Din ary maty tamin' ny 4 Martsa 1193 tao Damaskosy. Atao hoe صلاح الدين يوسف / Ṣalāḥ ad-Dīn Yūsuf izy amin' ny teny arabo fa سەلاحەدینی ئەییووبی / Selahedînê Eyûbî kosa amin' ny teny korda.
I Najm ad-Din Ayyub no rainy. Ny vadiny dia Ismat ad-Din Khatun. Ny zanany dia Al-Afdal ibn Salah ad-Din, Al-Aziz Uthman, Az-Zahir Ghazi. Ny rahalahiny sy/na ny rahavaviny dia Turan-Shah.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Saladin, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.