Saikanosin' I Malezia

Ny Saikanosin' i Malezia na Saikanosy Maley na Saikanosy Malay na Saikanosin' i Malacca na Saikanosin' i Malakka dia saikanosy ao Azia Atsimo-Atsinanana izay manomboka ao amin' ny andilan-tanin' i Kra any Tailandy harany amin' ny andilan-dranomasin' i Johore.

Ny tapany avaratra amin' io saikanosy io dia manasaraka ny Ranomasin' i Andaman amin' ny Helodranon' i Tailandy, ary ny tapany atsimo dia manasaraka ny Andilan-dranomasin' i Malacca amin' ny Ranomasin' i Sina atsimo.

Saikanosin' I Malezia
Ny toerana misy ny Saikanosy Maley ao Azia Atsimo-Atsinanana

Voazara amin' ny fanjakana efatra ny Saikanosy Maley: ny tapany atsimo amin' i Birmania, izay ao amin' ny tapany andrefana amin' ny faritra avaratra amin' ilay saikinosy, ny tapany atsimo amin' i Tailandy (ny afovoany), ampahany amin' i Malezia (ny tapany atsimo), ary ny tanànan' i Singaporo.

Jereo koa

Tags:

Andilan-dranomasinaAndilan-tanyAzia Atsimo-AtsinananaSaikanosyTailandy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Andriamanitra (ankapobeny)MaleziaModesto, KaliforniaGovernemantaMeivazySakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaEpistily ho an' ny RômanaFijyFaritra eto MadagasikaraSoisaFitenim-paritra malagasyFanandroana malagasySôlômônaAnatôliaBenjamin DisraeliFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFirenena MikambanaMerkioraFahaterahanaCaliforniaSinaAsaLalitraBetlehemaSorona masinaFivavahana abrahamikaFanahy (kolontsaina malagasy)Current eventsFiarakodiaOsyIsraelyNôvambraKazakstànaMasikoroMpandrindra milinaElliot ShevelMadagasikaraAntandroyTsekiaSadoseoFitampohaVictoire RasoamanarivoAnanaMpamari-toetraFaritra ItasyJohannes VermeerAsorotanyHavatsa-UPEMAterinetoLisitry ny filohan' i MadagasikaraZambia31 MartsaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fifohazana (kristianisma malagasy)KabaryMark JerrumBokin' ny SalamoPaiso (voany)Horatio Herbert KitchenerFiteny hebreoAnjara asa (fitsipiteny)Sikidy malagasyConstantin StanislavskiGaliaRajoelina Andry2022Tetiandro malagasyTorkiaFanandroanaAlahamadyJerosalemaOkraina🡆 More