Rofia: Zavamaniry

Ny rofia dia karazan-javamaniry ao amin' ny fianakavian-javamaniry Arecaceae izay hita amin' ny toerana feno honahona sy eny amoron-drano, avy aty Afrika, indrindra eto Madagasikara.

Ny rofia eto Madagasikara (Raphia farinifera) dia maty taho rehefa avy namoa fa mbola velona kosa ny fakany, ka mamoaka solofo vaovao ary ahazoana tsiraka zavamaniry ny raviny. Ny ravin' ny Raffia regalis dia mety hahatratra 25 m amin' ny 4 m, ka mahatonga azy ireo ho ravina lava indrindra amin' ny zavamaniry rehetra.

Rofia: Zavamaniry
Raphia australis

Tags:

AfrikaHonahonaMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1878VoanihoFacebookWiki Commons14Faritra Atsimo-Atsinanana26Fianakaviam-piteny1777FampihorohoroanaLitorjia20418791955Isam-poninaNina HartleyVaryToekarenaPôrtô-RikôIWAnjara (finoana)Fiteny manireryBosseval-et-Briancourt1868Whangarei60Arabia SaoditaFandriam-pahalemanaLambamenaFitsarana faranyGoga sy Magoga1914MediaWikiSeleokidaTokyoAnatôliaBizou2020OsloLa BrousseFifohazana (kristianisma malagasy)BiôgrafiaAbujaTetiandro malagasyTendrontany AvaratraVilleneuve-la-ComtesseAziaFiteny tiorka527Fiteny tigrinia1813FanambadianaVy1925Hasin-tenyZanak' Andriamanitra (kristianisma)Fahitalavitra28 DesambraFirenena MikambanaAlahamady19411867Manalalondo70AdimizanaVanim-potoana kristianaOraniômaAterinetoSakamalao552017TayEglizy katôlika rômanina🡆 More