Nily

I Nily na Neily dia onin' i Afrika Atsinanana.

Izy no ony lava indrindra maneran-tany. Miala avy eo amin' ny Farihy Victoria ao Afrika Afovoany ka mikoriana mianavaratra ny ony Nily, mamakivaky an' i Oganda sy an' i Sodàna sy an' i Egipta ary farany mivarina any amin' ny Ranomasina Mediteranea. Mahatratra 5 584 km ny halavany raha avy eo amin' ny Farihy Victoria fa 6 605 km kosa raha atohy amin' ny renirano Luvironza any Borondy. Ny lemaka tondrahany dia mirefy 3 350 000 km2. Mirefy 3 000 m3/s ny salam-pikorianany.

Nily
I Nily mamakivaky an' i Oganda

Tags:

Afrika AfovoanyAfrika AtsinananaBorondyEjiptaOgandaOnyRanomasina MediteraneaSodana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VeliranoFanafodySilamoAdaoroSøren KierkegaardJirofoMpandrindra milinaVaryFanandroana malagasySMOTIGAndriamangariraBokin' i JôsoaAndriamasinavalonaAntankaranaZazavavindranoKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaFahavaratraWikipediaNekô IIFilipinaFanasan' ny Tompo23 AprilyAfrikaDidy FoloJônà (mpaminany)HasinaHazolahyZavaboaryFiteny latinaPeteraVondrona EorôpeanaGuangdongSiméon RajaonaTorkmenistàna28 DesambraEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Fokom-pirenen' i RobenaSaonjoFaritra VatovavyLoka Nobel2015Fiteny anglisyKristianinaBielôrosiaFaritra AnosyFiteny kantôneyTsirintenyFrantsay1997HaisoratraMarc RavalomananaFamadihanaBanto (vahoaka)SinaVoromailalaFiteny antandroyLiga araboFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaKônfirmasiônaRay aman-drenyFahagaganaMosavy (finoana malagasy)Lisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyVolahavana GermaineBlaogySakafo malagasyAsorotanyPattaniFitenim-paritra malagasyRainay any an-danitra11 Aprily🡆 More