Mpampiankina

Ny mpampiankina dia teny na andian-teny fohy izay ampiasaina hampifandraisana teny na fehezankevitra roa mba hanehoana ny fifampiankinan' izy ireo ara-pifehezan-teny sy ara-keviteny nefa izy ireo tsy mitovy anjara asa.

Ny teny na fehezankevitra ampidirin'ny mpampiakina dia matetika mitana anjara asa fameno milaza antony na vokany na tanjona na fepetra sns. Raha teny no ampiraisina amin' ny alalan' ny mpampiankina dia atao hoe mpampiankin-teny ilay mpampiankina, fa raha fehezankevitra kosa dia atao hoe mpampiankina fehezankevitra ilay mpampiankina.

Jereo koa

Tags:

Anjara asa (fitsipiteny)FehezankevitraMpampiankin-tenyMpampiankina fehezankevitraTeny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

EpifaniaFokom-pirenen' i BenjaminaAnjara (finoana)Misiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraSiansaFitenim-paritra malagasyISO 4217Zanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaKalandrie GregorianaThomas LamMenalambaApôstôly roa ambin' ny foloPaul CézanneTamotamoJohannes GutenbergPakistànaNikôlà IIIMpampiankina fehezankevitraFanafodyVazimbaPaiso (voany)PrôtestantismaRSSListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysSMOTIGSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMayotteDidy FoloCurrent eventsAfoZairaFoko eto MadagasikaraArintanyAlahasaty1900PattaniFifohazana (kristianisma malagasy)Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Mpisolo toerana (fitsipiteny)WikipediaNekao IINosy LonjoRabibyValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraVolanaVolahavana GermaineAntanosyFanambadianaBokin'i HenokaLoteranismaSambatraRadama IIFaritanin' AntsirananaAdolf HitlerBetsileoVyWiki FoundationFokom-pirenen' i RobenaFady (malagasy)EtazoniaDrônaForyAndriamangariraLisitry ny filohan' i MadagasikaraRianaratraFisoronana sy fanalana vintanaOsyTantaran' i EtazoniaAntemoroTenim-pinoana🡆 More