Mangosta

Ny mangosta dia biby mampinono kely mpihinan-kena ao amin' ny fianakaviana Herpestidae.

Ity fianakaviana ity dia mizara zana-pianakaviana roa, dia ny Herpestinae sy ny Mungotinae. Ny Herpestinae dia ahitana karazana 23 izay teratany any amin' ny faritra atsimo amin' i Eorôpa, aty Afrika ary any Azia, fa ny Mungotinae kosa dia ahitana karazana 11 avy aty Afrika. Ny Herpestidae dia nipoitra teo amin' ny 21,8 ± 3,6 tapitrisa taona lasa izay tany amin' ny Ampahany avoalohany amin' ny vanim-potoana Miôsena ary nizara ho taranaka roa lehibe teo anelanelan'ny 19,1 sy 18,5 ± 3,5 tapitrisa taona lasa izay.

Mangosta
Fanangonan-tsarina mangosta - ambony ankavia: Suricata suricatta; ambony ankavanana: Cynictis penicillata; ambany ankavia: Galerella sanguinea; ambany ankavanana: Herpestes edwardsii

Ny mangosta dia mpihinana bibikely, foza, kankan-tany, androngo, biby mpikiky ary biby madinika hafa. Tsy misalasala mihinana atody, fatim-biby ary voankazo indraindray izy ireo.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tantaran' i MadagasikaraKalandrie litorjika katôlika rômaninaNAntenimieram-pirenenaLaurent CantetSoisaAndriamasinavalonaBorondyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoFanjakan' ImerinaHasina (hery tsy hita maso)AntanosyAntesakaRaki-pahalalanaMeivazyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Fiteny taỳSabata (jiosy)IndiaAdizaozaSokajin-tenySaint-Clément, AisneLisitry ny gazety ao MadagasikaraRavelonjanaharyFanjakan' AndriamanitraGooglew97csEvekaFanatontoloanaMerinaZahaSanta-Vinsanta-sy-GrenadinaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Victoire RasoamanarivoBrexit2020Fiteny betsileoTambintenySiansaAdy LehibeKristianinaMarovatoMpamari-toetraLambo diaAnaranaFady (malagasy)Môsikao849Anjara asa (fitsipiteny)Tsikafonkafombazaha1910Georges AndriamanantenaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaDidy FoloFanjakan' i Israely (mitambatra)AdaoroJohannes VermeerPôlitika eto MadagasikaraFirenenaAnanaJôbaSiansa ara-tsôsialyBiôgrafiaGnôstisismaTodyPablo PicassoFamadihanaMpisolo (fitsipiteny)Arabia SaoditaHasinaGovernemanta🡆 More