Voankazo

Ny voankazo dia ny atodinaina masaka miaraka amin' ny voniny eo amin' ny voninkazo.

Voankazo
Voankazo

Voanana sy ny voankazo

Betsaka ny voankazo sokajiana ho voanana rehefa atao sakafo. Ohatra ny kitsaotsao, ny voatavo, ny voatabia, ny sakay, ny baranjely. Ny robarba koa dia sokajiana ho voankazo. Ary ny karaoty koa dia sokajiana ho voankazo kanefa dia vokatra anaty tany.

Voankazo tsy misy voniny

Ny voankazo tsy misy voniny dia tian' ny olona ary mora lafo. Ohatra ny akondro, mananasy, voaloboka, sns.

Fahalehibiazan'ny voankazo

Rohy ivelany

Miteny anglisy

Tags:

Voankazo Voanana sy ny voankazoVoankazo tsy misy voninyVoankazo Fahalehibiazanny voankazoVoankazo Rohy ivelanyVoankazo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bède le VénérableFahafatesanaRova ManjakamiadanaWikipediaFamoranaFiteny anglisyKininina (zavamaniry)WikiHasina (zavamaniry)Fiteny jeôrjianaMadagasikaraRazana (finoana malagasy)Filazantsara araka an' i JoanyFaritanin' i MahajangaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraFaritra eto MadagasikaraLahatra (finoana malagasy)1912Fiteny antandroyAostraliaHovaDrônaRangitaAndrianampoinimerinaFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyAkohoTobilehibeIowaVoankazoFivarotana andevoSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAveloEvan'ny zodiakaImanoelaBaiboly Dikanteny Iombonana Eto MadagasikaraRosiaRSSAmbiroaShanghaiShiqiDokuWikiRavinalaTendrontany AvaratraFanandroanaAndriamanitra (ankapobeny)TwitterVolana (fotoana)Fahefana Avon' ny TetezamitaReniranoAbidySakalavaBaiboly katôlikaMenalambaRadama VoalohanyAdimizanaTsindrimandry (fivavahana)EtazoniaMurah Andrialalaina FlorlysFihafanan'ny tanyFahaleovantenaLalan-jazaFilôzôfiaSoratra MasinaFaritra DianaRakotozandry DanielTantaran' i EtazoniaMandravasarotraGeorges Andriamanantena🡆 More