Gresy Makedônia

I Makedônia, izay atao amin' ny teny grika hoe Μακεδονία / Makedonia dia faritra ara-jeôgrafika sy ara-pitantanana taloha tany Gresy, any amin' ny faritra atsimo amin' i Balkana.

I Makedônia no faritra ara-jeôgrafika grika lehibe indrindra sy faharoa be mponina indrindra, misy mponina 2,36 tapitrisa tamin' ny taona 2020. Tena be tendrombohitra izy io, ary ny ankamaroan' ny tanàn-dehibe toa an' i Tesalônika dia mitangorona ao amin' ny morontsiraka atsimo. Miaraka amin' i Traky, ary indraindray koa Tesalia sy Epirôsy, dia anisan' i Gresy Avaratra.

Gresy Makedônia
Makedônia (Gresy)

Tags:

BalkanaEpirôsyFiteny grikaGresyTesalônikaTraky

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

1559Ginea BisaoFiteny tiorkaSora-tsikidy malagasy1893JodaismaFitsanganan' i Jesoa ho velonaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraKilometatraMarsa (fajiry)NishapurSalamo faha-22KSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaSambatraFitodika ataoNoidanJodeaDa LatJoliet, IllinoisInstitut Pasteur eto MadagasikaraArintanyTetiandro malagasyKabaryWikibolana871OhioCachyBerlin1839AterinetoAfrika Atsinanana99AndriamisaraTetiandro sinoaFromazyAdijadyJohn Maynard KeynesFanatontoloanaAlakaosyFaritra Sava1835WashingtonStatistikaRy Tanindrazanay malala ô19 AprilyOrel HershiserFaritra SofiaIFanavakavahana18001988Portable Document FormatCaptain FlamingoFaritr'oraFiangonana Jesosy MamonjyTany.lbAveloA1938PrinceFivavahan-drazana malagasyMenalambaBaolina kitraAndriamangariraTerakaAbdellatif Fellaini1909Bokin'ny Olona GoavambeNefilimaAdrian Winter13TranonkalaAfrika🡆 More