Klemento Ix

I Klemento IX dia papa tamin'ny taona 1667 hatramin'ny 1669.

Giulio Rospigliosi no tena anarany. Teraka tamin'ny 27 na 28 Janoary 1600 izy ary maty tamin'ny 09 Desambra 1669. Nanelanelana izy tamin'ny adim-pifandimbiasana teo amin'i Frantsa sy i Espaina sy i Angletera sy i Holanda tamin'ny alalan'ny fiadanan'i Aix-la-Chapelle izay nantsoina hoe "Fiadanana klementina".

Klemento Ix
Ny papa Klemento IX

Tags:

Aix-la-ChapelleAngleteraEspainaFrantsaPapa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Johannes Gutenberg2015Vintana (finoan-drazana malagasy)Fiteny hebreoRonald ReaganRepoblika Fahefatra (Madagasikara)VoromailalaTanySômaliaVanin-tenyAlan TuringAlahasatyAfrikaSiliaElamaAnjara asa (fitsipiteny)Sakafo malagasyFokom-pirenen' i RobenaTerakaOram-panalaFifandraisan-davitraTendrombohitraMasikoroLouis XVIDiamangaBetsimisaraka1862AdaoroPapaSaolyNizeriàSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaMadagasikaraBetsileo28 MartsaPaoly (apôstôly)PoopyFahagaganaAdnanitaFiraisana ara-nofoFahefana Avon' ny TetezamitaSaryMosavy (finoana malagasy)2012TodyMpisolo tena (fitsipiteny)KônfirmasiônaFiteny frantsayJainismaFanahy (kolontsaina malagasy)HaisoratraFameno (fitsipiteny)FahazavanaKilalakyFokom-pirenen' i DanaJobilyTazomokaFahotanaFanekem-pinoanaNikôlà IIIAzôta1940Fiteny sakalavaZebra16 DesambraTantaran' i Madagasikara28 DesambraBokyKalandrie sinoaEvekaFahaizana mamaky sy manoratraAkohoHiram-pirenena🡆 More