Honko

Ny honko dia hazo madinika na lehibe maniry ao anaty rano masira amoron-tsiraka na rano marikivy.

Atao hoe "ala honko" ny fitambaran' ny zavamaniry amorontsiraka trôpikaly ahitana karazana toy izany. Ny ala honko dia miseho eran-tany any amin' ny tany mafana sy any ambanin' ny trôpika ary na dia any amin' ny morontsiraka manana toetany antonony aza, indrindra eo anelanelan' ny fehintany 30° Avaratra sy 30° Atsimo, ary ny faritra misy honko lehibe indrindra ao anatin' ny 5° amin' ny ekoatera.

Honko
Honko

Jereo koa

Tags:

FehibeRanoZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Isaia (mpaminany)Asa AkiraFahaleovantenaFaditraFilazam-potoana hoavyAndrianampoinimerinaMerinaTontolo iainanaPio VVoanihoRadama IILoteranismaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFilôzôfiaVolana (fotoana)OmbyMpisolo manontanyFiteny latinaFanahyJobilyMediaWikiBlaogySiansaHasidismaFiteny nepaleyJesoa araka ny kristianismaRepoblikan' i KôngôFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyTendrombohitraFiteny ingrianaVolanaBaskin-RobbinsFikambanana Iraisam-Pirenen' ny FrankôfôniaRanavalona IAmbohimangaLaharam-pehintanyFilazam-potoana (fitsipiteny)Fanonganam-panjakanaFanagasianaOndryJean-Joseph RabeariveloAbidy latinaMelody TimeAntiôkiaFokom-pirenen' i EfraimaAndroka7 Martsa2 DesambraAsombolaMpisolo (fitsipiteny)LalànaFanekem-pinoana nikeanaAngovo azo havaozinaJoroGregôrio IXNorwegian Missionary SocietyEvekaHans Holbein le JeuneEuryceros prevostiiDidy FoloAnaranaFanatontoloanaTenim-pinoanaRabibyFanatitraAntankaranaFenoarivo AtsinananaRafitra kôneksiônalySamsôna🡆 More