Hetsiky Ny Fanamasinana

Ny Hetsiky ny Fanamasinana na Fikambanan' ny Fanamasinana dia firehan' ny kristianisma evanjelika avy amin' ny prôtestantisma metôdista.

Miavaka io hetsika io noho ny fanomezany lanja ny foto-pampianarana ny amin' ny "fahatongalafatra kristiana" izay nivoatra avy amin' ny fampianaran' i John Wesley, dia ny amin' ny finoana fa azo atao ny miaina malalaka nefa tsy mahatanteraka fahotana an-tsitrapo, indrindra ny finoana fa izany dia azo tanterahirahina eo no ho eo amin' ny alalan' ny fahasoavana. Tamin' ny taona 1894 no nisarahan' io hetsika io tamin' ny metôdisma. Ankehitriny dia miisa 12 000 000 ny mpino ao amin' io hetsika io maneran-tany. Niteraka ny fandrosoan' ny pentekôtista sy ny fanavaozana karismatika io hetsika io teo amin' ny tantara.

Jereo koa

Tags:

Fahasoavana (kristianisma)FahotanaFoto-pampianaranaJohn WesleyKristianisma evanjelikaMetôdismaPentekôtisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Maqbool Fida HusainFanalana faditraHerinaratraSamôaGoogleEkoadôraSamuel RatanyHijraSaolyToetanin-jana-pehin-tanySilamoJodaismaMosesyJesoa araka ny kristianismaParashaHasina (fizarazaràna)Fifandraisan-davitraFiteny malagasyTovana (fitsipiteny)MartioraZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaVazimba'''Huguette Monestier'''Arthur C. ClarkeQaemiyehFanekem-pinoanaAndriamanitra RaySoedaLovantsofinaFiteny finoàBanto (vahoaka)Mistery masinaFianakaviam-pitenyMediaWikiApôkalipsy faharoan' i JakôbaFiainana ara-panahyAndringitra28 MartsaKônfirmasiônaKôràFiangonana Loterana MalagasySikidy malagasyMississipi (renirano)Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoArjentinaTontolo iainanaKabary am-panambadianaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAndrianaFamoranaMaleziaRanoRy Tanindrazanay malala ôVirjiniaItaliaBaibolyIzeharaQIT Madagascar MineralsIreneo avy any LogdanomaWikibolanaVolahavana GermaineAndriamasinavalonaSolosainaForyFamoronana (finoana sy fedrà)John RussellIràna🡆 More