Ny Reniranon'i Gambia (frantsay: Fleuve Gambie, pôrtogey: Rio Gâmbia) dia renirano lehibe any Afrika Andrefana, mikoriana 1,120 kilometatra (700 mi) miala ny lembalemba Fouta Djallon any avaratr'i Ginea miankandrefana mamakivaky an'i Sénégal sy Gambia.
mankany amin'ny Oseana Atlantika ao an-tanànan'i Banjul. Afaka mivezivezy eo amin'ny antsasaky ny halavany izy io.
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Gambia (ony), which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses.
®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.