Fiteny Ferôiana

Ny fiteny ferôiana dia fiteny jermanika ao amin' ny zana-bondrona andrefana ao amin' ny fiteny skandinaviana.

Ao amin' ireo nosy Feroe no tena itenenana azy nefa ny Ferôiana ao Danemarka koa dia miteny azy ka manakaiky ny 80 000 ny mpiteny azy. Noho ny tsy fitoviam-panononana misy eo amin' ny fiteny islandey sy ny fiteny ferôiana dia tsy mifankahazo fiteny ny mpiteny ireo fiteny roa ireo nefa mitovy ny fanoratana azy.

Fiteny Ferôiana
Ny toerana misy ny tangoro-nosy Feroe, izay anisan' ny Fanjakan' i Danemarka

Tags:

DanemarkaFiteny islandeyFiteny jermanikaFiteny skandinaviana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanandroana malagasyFahababoana tany BabilônaPrôtestantismaAAdy Lehibe FaharoaVavaAdijadyRova Manjakamiadana-20001984Ambohimanga16 NovambraVintana (finoan-drazana malagasy)PinyinKalandrie sinoaFanjakanaJean-Joseph RabeariveloFiteny eveSihanakaSegondraTantaran' ny kristianismaFiteny semitikaFanagasianaRazana (finoana malagasy)Fiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraTanalaCEzekielaAnaran-tsamireryUsain BoltFitsanganan' i Jesoa ho velonaWikipediaEncyclopædia BritannicaBritaina LehibeKristianismaRepublic, WashingtonLisitry ny filoham-pirenen' i EtazoniaBetsimisarakaSeiselyPentekôstaFiaran' ny FanekenaFiteny goraKabary famangianaFiteny kabieVyFotoanaBaibolyMpandrindra milinaFrantsaHaiteny ara-drafitraFilazantsara araka an' i MatioNovak DjokovicAngatra (aretina)Harold HoltKen JacobsSamuel RatanySifaka304Fahaterahana6 FebroaryBetsileoHaute-AvesnesVolanaKalandrie persanaOlombelonaTantaran' i MadagasikaraKazakstànaAostraliaAsa AkiraJodaisma1000Vondrom-piteny papoa🡆 More