Anaran-Tsamirery

Ny anaran-tsamirery dia anarana anondroana na ilazana singan-javatra manokana ka tsy manana heviny hafa io anarana io afa-tsy ny fanondroany ilay zavatra.

Mety ho anaran'olona na anaram-biby na anaran-tanàna na anaran-toerana sns izany. Atao amin'ny sora-baventy ny litera voalohany ao amin'ilay anarana rehefa soratana ho an'ny fiteny mampiasa abidy manavaka ny sora-baventy amin'ny sora-madinika.

Tags:

AbidyAnaranaSora-baventySora-madinika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fokon' i DanaAngleteraGoogleLetôniaFidangan' ny vidim-piainanaFiteny aromanianaÔksizenina10351200Sokajin-tenyEpifaniaAsorotanyIranianina (vahoaka)Tanora Malagasy VononaTeôlôjia dôgmatikaTônga1826MôsikaoFiraisana ara-nofoMerinaVolana (fotoana)Rova Manjakamiadana16 JolayRepoblika MalagasyBlaogyMozilla FirefoxLambamenaFatrana2004Fiangonana kalkedônianaTeôlôjiaFiteny katalànaFitsapan-kevi-bahoakaKor'anyAnjara (finoana)SolombavambahoakaZakaFanahyPaoly (apôstôly)VaryAngatra (aretina)Hasanabad, ReyTantaraAzia andrefana410JibotỳBetsileoRFahitalavitraFanonganam-panjakanaSoson-drivotry ny tanyDemôkrasiaFiteny nôrvezianaAngôvoAdijadyZanahary (finoan-drazana malagasy)Hindoisma eto MadagasikaraFanjanahantany1603SaryEndolzansyFamoranaFloridaBatismaRômaBaiboly katôlikaFrantsaMaoritaniaAhidamboEspainaRano🡆 More