Fiteny Bambarà

Ny fiteny bambarà dia iray amin' ny fitenim-pirenena ao Malỳ.

Izy no fiteny nibeazan' ny ankamaroan' ny mponina ao amin' io firenena io (46 %) sy fiteny be mpiteny indrindra (82 %). Ao amin' ny fianakaviam-piteny mande ny fiteny bambarà, izay ao amin' ny vondrom-piteny mandinga izay ahitana koa (ankoatra ny fiteny bambarà) ny fiteny diola ao Kôtidivoara sy ao Borkina Fasô, ny fiteny mandinka ao Senegaly sy Gambia, ary ny fiteny maninka atsinanana ao Ginea. Ampiasaina ho fiteny ifaneraseran' ny mponina amin' ny faritra maro sy amin' ny raharaham-barotra ao Afrika Andrefana ny fiteny bambarà.

Jereo koa

Fiteny be mpampiasa ao Afrika

Ireto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.

Tags:

Afrika AndrefanaBorkina FasôFianakaviam-piteny mandeFiteny diolaFiteny mandingaFiteny mandinkaFiteny maninka atsinananaGambiaGineaKôtidivoaraMalỳSenegaly

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Fidangan' ny vidim-piainana1790Charles DietzHindoismaFilazantsaran' i JodasyFamongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao RoandaRajoelina AndryCarl Gustav JungKilalakyAjmerMiaramilaZivaKerobimaThe Simpsons1989AkohoWilliam III an'i AngleteraRanomasina MediteraneaAndrea FrezzaEugene, OregonSodànaAmbohimangaAnjara asa (fitsipiteny)Adolphe ThiersAkira KurosawaDavid PizarroSamuel Jacob KleinGregoriosy avy any Nisa177117 MartsaFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraMarshall LeffertsFaritra AnalanjirofoCharles XIV John an'i SoedaAndro TalohaAdékanmi OlufadéMike CoughlanSorabeValladolidJava AtsinananaRené DescartesTokugawa IeyasuAogostino avy any HipônaKônfesyTantaraMouthoumetKor'anyMassimo DallamanoSadio ManéAntiliaVahao ny Oloko292Ellwood City, PennsylvaniaFanasan-tongotra (fivavahana)Kalimantana AndrefanaAntesakaIsraelyMarumsco, VirginiaBengkuluEtazoniaCarentanTantaran' ny kristianismaMesôpôtamiaHypertext Markup LanguageZanak' i IsraelyAnjelyMa Ying-jeouRidley ScottJerôbôama IIFiteny litoanianina🡆 More