Fiangonana Katôlika Marônita

Ny Fiangonana katôlika marônita na Fiangonana antiôkiana siriaka marônita na Fiangonana marônita dia isan'ireo fiangonana katôlika tatsinanana.

Atao hoe Patriarkan'i Antiôkian'ny Marônita ny lohan'ny fiangonana, izay monina ao Bkerké any Libàna. Ny patriarka marônita dia mitondra ny anarana faharoa hoe "Boutros", izay mampahatsiahy an'i Petera izay mpanorina ny fiangonana tany Antiokia (na Antioka).

Fiangonana Katôlika Marônita

Jereo koa

Tags:

AntiokiaFiangonana katolika tatsinananaLibànaPetera

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Hiragasy2015Fanahy MasinaFiteny latinaArktikaFiangonana zandrinyVoatabiaSiméon RajaonaIsmaelaFahavaratraMpisolo manontanySaolyNizeriàRianaratraAdijadyLahatraPaiso (voany)TsirintenyAntokon' ny Kongresin' ny Fahaleovantenan' i MadagasikaraBaraSilamoAdaoroVyFivavahan-drazana malagasyAviavyFahefana Avon' ny TetezamitaFiraisana ara-nofoFahaizana mamaky sy manoratraThomas LamAbdellatif FellainiTantara ny Andriana eto MadagasikaraSandam-bolaPaoly (apôstôly)Faritra AnosyMôsikaoFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaPôlitika eto MadagasikaraFoko eto MadagasikaraBaibolyFiteny frantsayVeliranoHartford, ConnecticutFanekem-pinoana nikeanaVaryBanto (vahoaka)7 MartsaHaihaySômaliaFiteny italianaRadama VoalohanyBill ClintonLoka NobelJodaismaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôToetanin-jana-pehin-tanyRanavalona IIIKabary famangianaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Tantaran' i MadagasikaraHaisoratraAntemoroEvanjelismaFiteny espaniôlaJohann Balthasar Neumann1700Fomban-drazanaBetsileo🡆 More