Ao Amin' Ny Matio Fanjakan' Ny Lanitra

Ny Fanjakan' ny Lanitra (izay atao amin' ny teny grika hoe: Βασιλεία τῶν οὐρανῶν / Basileia tôn ouranôn) dia andian-teny ampiasaina ao amin' ny Filazantsaran' i Matio.

Hita amin' ny ankapobeny fa mitovy amin' ny andian-teny hoe "Fanjakan' Andriamanitra" (izay atao aamin' ny teny grika hoe: βασιλεία τοῦ θεοῦ / Basileia toû Theoû) ao amin' ny Filazantsaran' i Marka sy ny Filazantsaran' i Lioka izy io. Heverina ho vontoatin' ny toritenin' i Jesoa ny "Fanjakan' ny Lanitra" ao amin' ny Filazantsaran' i Matio izay manoritsoritra ny fizoran' ny zava-mitranga, izay anombohan' Andriamanitra hitondra na ho mpanjaka na Tompo, noho izany dia hetsika iray amin' izay maneho ny maha Andriamanitra azy eo amin' ny tontolon' ny olombelona.

Tags:

Andriamanitra (tokana)Filazantsara araka an' i LiokaFilazantsara araka an' i MarkaFilazantsara araka an' i MatioFiteny grikaJesoa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolanaIngosetiaGovernemantaAmontanaAdy Lehibe FaharoaLalitra\GnôstisismaFanjakan' i Israely (mitambatra)Anaran'ny mponinaMatyBetsimisarakaAntananarivoFanekem-pinoana apôstôlikaTsekiaRichard I an'i AngleteraWayback MachinePaiso (voany)Horatio Herbert KitchenerBokin' i IsaiaMpandrindra milinaSiansa ara-tsôsialyRazana (finoana malagasy)EorôpaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFiteny kasmiryHarin-karena faobeAdimizanaÔseania31 MartsaFiarahamoninaDemôkrasiaMpampitohy tenyOraFivavahanaFransiskaninaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AnaranaDmitri MedvedevFerenc AndrásFahaterahanaw97csFanandroana malagasyAratraHabakabakaCurrent eventsHabakokaLes PaulRamevaAdaoroGerd GanteförTantaran' i MadagasikaraLambo diaRoman PolanskiPôlitika eto MadagasikaraFiteny tataraBaiboly katôlikaTestamenta TalohaTantaran'i MadagasikaraRanavalona III14 FebroaryHoratio NelsonAntenimieram-pirenenaTantaraTobim-pifohazanaFihavananaTarehin-tsoratra araboAntesakaAdijadyAndrianaFanalana faditraAsorotanyMahavelona (Toamasina)OzbekistànaLibiaFitsarana farany🡆 More