Andriamanarivo Paoly Rabe

DadaRabe dia mpanoratra malagasy teraka tamin'ny taona 1968 tao Antananarivo.

DadaRabe

Nianatra teny Ankatso ary nivoaka ho dokotera. Nanohy fianarana tany Frantsa izy ary nahazo ny mari-pahaizana manokana momba ny "Psychiatrie". Niverina tao Madagasikara izy ny taona 2007 ary mampianatra ao amin'ny faculté de médecine ao Mahajanga.

Ny sangan'asany

Manoratra tononkalo amin'ny teny malagasy no tena ataony. Mpikambana mpanorina ny HAVATSA-UPEM Frantsa.

Namoaka boky tononkalo izy tamin'ny taona 2003 : "Dia nisy ny mazava". Misy tononkalo 700 eo ho eo nosoratany.

Rohy

Havatsa-Upem Frantsa [2] Archived Martsa 13, 2012 at the Wayback Machine Haisoratra [3]

Tags:

AntananarivoFrantsa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tetiandro etiopianaTalataKabary am-panambadianaHiragasyAndriamanitra (tokana)MahafalySakafo malagasySaryPrôtestantisma eto MadagasikaraAntiôkiaLionaKaody baraRepoblika Fahefatra (Madagasikara)FaditraBôtsoanaAzia Atsimo-AtsinananaAfrika AndrefanaSalamo faha-42AdnanitaAVondrom-pokoNizeriaBielôrosiaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraAdy Lehibe Faharoa1901Rafi-pitantanam-piangonanaFanekem-pinoana atanazianaParakyHaisoratraFiteny hebreoAndriamangariraFisoronana sy fanalana vintanaFanonganam-panjakanaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysFitenim-paritra malagasyEmpira BizantinaAostraliaTorkiaFahafatesanaSoavalyFokom-pirenen' i IsraelyFiteny jeôrjianaStridônaAntemoroLahatraFamoranaWiki CommonsGregor MendelFameno (fitsipiteny)AlakaraboAdijadyFanandroana malagasyBaiboly28 DesambraTorkmenistànaOndryFiangonana Loterana MalagasySikidy malagasyAndrokaKilalakyTsirintenyAlan TuringToetanin-jana-pehin-tanyAnjely potrakaFiteny frantsaySôdômaAhidamboEjipta🡆 More