Vy Vato Sakelika

Ny Vy Vato Sakelika dia fikambanana miafina malagasy naorina mpianatra mpitsabo maromaro tamin' ny taona 1913 hanetsika ny fitiavan-tanindrazana.

Nenjehin' ny fahefana mpanjanatany frantsay ny fikambanana tamin' ny taona 1915. Niisa 223 no voasambotra tamin' ny mpikambana tao ary 41 no naiditra am-ponja ka 8 mandra-pahafatiny. Maro ireo mpikambana izay niditra tao amin' ny tafika frantsay sy nandray anjara tamin' ny Ady Lehibe Voalohany mba hialana amin' ny fanenjehana.

Jereo koa

Tags:

Ady Lehibe VoalohanyFitiavan-tanindrazana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AdnanitaFamoranaTorkiaPhoenix, ArizonaCurrent eventsFokom-pirenen' i AseraSamboAnamalahoFanjanahantanyFitampohaKinshasaRainay any an-danitraPakistànaFiteny nepaleyLibànaAntiôkia19741901Repoblika MalagasyFokom-pirenen' i RobenaLalànaPapaSambatraLondon Missionary SocietyJohannes Gutenberg28 DesambraFirenena MikambanaKataraAsa AkiraFoko eto MadagasikaraFiteny kazàkaAlan TuringTendrombohitra1971MatoantenyRafitra kôneksiônalyFaritany eto MadagasikaraTodyVondrom-pokoJeôlôjiaTamotamoBielôrosiaRadama VoalohanyBrezilaTontolo iainanaAsombolaMadagasikaraFizaràn-taonaNosy LonjoFilistinaAbidy latinaFamadihanaMpisolo (fitsipiteny)AmbositraFanalana faditraTorkmenistànaRy Tanindrazanay malala ôHagaraAdy Lehibe VoalohanyJainismaZebraFanasan' ny TompoVy Vato SakelikaVolafotsyFokom-pirenen' i IsakaraToetanin-jana-pehin-tanyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôBaraMpampiankinaFanahy MasinaGovernemantaArktikaMpampiankina fehezankevitraAzia Atsimo-AtsinananaAlahasaty🡆 More