Valan-Tsehatra Amin'ny Ambaratonga Voalohany

Ny valan-tsehatra nationaly amin'ny ambaratonga voalohany (country code top-level domain na ccTLD) dia valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany (TLD) tantanin'ny Internet Assigned Numbers Authority (IANA) mba ho ampiasaina ao amin'ny rafitry ny valan-tsehatra ao amin'ny Internet.

Un valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany dia tovana amin'ny faran'ny ny adiresy an'ny tranonkala. Ohatra, ho an'ny mg.wikipedia.org dia .org no valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany.

Ny valan-tsehatra nationaly amin'ny ambaratonga voalohany dia valan-tsehatra amin'ny ambaratonga voalohany izay mifandraika amin'ny firenena, fanjakana masi-mandidy , na faritany tsy miankina iray.

Tags:

Aterineto

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ambaliha (Ambanja)OndryKabary famangianaTantaran' i EtazoniaEmpira BizantinaMatoantenyNizeriàRatsiraka DidierDrônaVolafotsyLalàmpanorenan' i MadagasikaraRepoblika Demokratika MalagasyAntankaranaFokom-pirenen' i AseraKameronaMahafalyFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)FahazavanaFahavaratraRasoherinaBob KhannaMaaniany (vahoaka)Mpandrindra milinaAljeriaAndriamangariraTaom-baovao malagasyRepoblikan' i KôngôWikipediaSakafo malagasySambatraApôkalipsin' i JoanyWayback MachineBaraPakistànaParakyAlarobiaRainisoalamboSaolyFamoranaGovernemanta1899Anjely potrakaAfrika AfovoanyKinshasaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSonismaFiteny kazàkaSamuel RatanyBokin'i HenokaBootzheimTetiandro gregôrianaAlohotsyISO 4217Liste des indicatifs téléphoniques internationaux par paysKônfirmasiônaToekaren' i MadagasikaraJesoaFilipinaVazimbaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyBill ClintonEvanjelismaFiteny latinaRanavalona II1860Ady Lehibe FaharoaVyFady (malagasy)FanatitraFehezantenySamgaraTestamenta TalohaFikambanana Iraisam-pirenena ny Frankôfônia🡆 More