Vahoaka Skitiana

Ny Skitiana na Skita na Sita dia vondrom-poko indô-eorôpeana tao Eorazia izay mpifindrafindra monina sady miteny amin' ny fiteny iraniana.

Any Azia Afovoany no fiavian' ny Skitiana. Nahatratra ny fara tampon' ny heriny izy ireo teo anelanelan' ny taonjato faha-7 tal. J.K. sy ny fotoana niafaran' ny Andro Taloha, indrindra tao amin' ny faritra anjakan' ny zavamaniry fohy ao Eorazia afovoany, izay faritra midadasika hatrany Okraina ka hatrany Altay, mamakivaky an'i Rosia sy an' i Kazaksatàna ankehitriny. Atao hoe Σκύθοι / Skúthoi izy ireo amin' ny teny grika, ary atao hoe Skitia (grika: Σκυθία / Skuthia) ny faritra nonenany. Ny Persiana na Persa dia niantso azy ireo hoe Sakas.

Vahoaka Skitiana
Sarintany mampitaha ny tanin' ny Skitiana sy an' ny Partiana tamin' ny taona 100 tal. J.K.
Vahoaka Skitiana
Mpiady skitiana

Jereo koa

Tags:

Andro TalohaAzia AfovoanyEoraziaFiteny grikaFiteny iranianaKazakstànaOkrainaPersianaRosiaTeny grika

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Horatio NelsonFiteny hebreoRaozyOlombelonaKolontsainaHavatsa-UPEMTobilehibeFiteny hindỳSinaTambintenyTorkmenistànaFrantsaNôvambraPablo PicassoAntananarivoMpaminanyFaritra ItasyFifohazana AnkaramalazaAdaloJodaismaVintana (finoan-drazana malagasy)AhidamboFanekem-pinoana apôstôlikaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)KristianinaFaritra eto MadagasikaraFampianaran-diso (fivavahana)AdizaozaAziaFitenim-paritra malagasyArabia SaoditaNikôtininaSydneyFiteny taỳ31 MartsaFaritra MelakyMaleziaPoaceaeFransiskaninaAsaMediaWikiFanjakan' ImerinaLalitraAlakaosyMôsikaoJohn DaltonTantaran' i EtazoniaMpampitohy (fitsipiteny)DokuWikiTsindrimandry (fivavahana)GnôstisismaPaiso (voany)IràkaTsirintenyRoandaAnatôliaLaurent CantetOsyGeorges AndriamanantenaSadoseoTrombaSokajin-tenyMark JerrumDidy FoloIndôneziaTenerifeFanandroanaRazana (finoana malagasy)GaliaJohannes VermeerTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaAdimizana🡆 More