Renirano Sakay

I Sakay dia onin' i Madagasikara mivarina miankandrefana avy ao amin' ny faritra afovoan' ny Nosy.

Ilay tanàna miorina eo amorony atao hoe Bebetville (izay antsoina hoe Ankadinondry Sakay ankehitriny) dia tanàna noforonin' ireo olona avy any La Réunion mpifindra monina teo anelanelan'ny taona 1952 sy 1977.

Renirano Sakay
Sakay
Renirano Sakay
Sakay

Jereo koa

Tags:

Ankadinondry SakayLa RéunionMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FatranaGeorge PeppardFiangonana Loterana MalagasySihanakaJesoa araka ny kristianismaSamsônaVazimbaWMaritranoRadama VoalohanyMpampiankina fehezankevitraFiteny pôlôneyMatoantenyMpisolo toerana (fitsipiteny)Maaniany (vahoaka)ArktikaAndrianaLezôtôSamuel RatanyAmbaliha (Ambanja)JoroWikiFanjanahantanyBenoà XVFirenena MikambanaFoko folo veryMicrosoft WindowsJohannes GutenbergFady (malagasy)Phoenix, ArizonaGregôrio IXApôkalipsin' i JoanyRova ManjakamiadanaTongolo gasyAdnanitaFaditraFahagaganaFizaràn-taonaFifandimbiasana apôstôlikaTantaran' i MadagasikaraFidangan' ny vidim-piainanaZon' olombelonaAndriamasinavalonaFokom-pirenen' i IsraelyFilipinaSoavalyAsa AkiraAlan TuringGregor MendelFiteny anglisyTerakaSodànaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraSikidy malagasySilamoFaritany eto MadagasikaraJesoaAhidamboFiteny kazàkaWiki FoundationFiarahamoninaFiraisana ara-nofo20 SeptambraKuroisoFanahyVolafotsyHavatsa-UPEMFiteny espaniôla1862Fanjakana MitambatraTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôApôstôly roa ambin' ny folo🡆 More