Sacramento, Kalifornia

Ny Sacramento dia renivohitra ny California, any Etazonia.

Sacramento, Kalifornia
- Sacramento, Kalifornia
Sacramento, Kalifornia
Velarantany NC
Isam-ponina 466 488 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 2 500 000
Ben'ny tanàna Darrell Steinberg
Firenena Etazonia
Faritany California
Faritra NC
Sacramento, Kalifornia

Voaforona ilay tanàna tamin'ny volana Desambra 1848, i John Sutter no namorona azy, nivelatra ilay tanàna tamin'ny Gold Rush tamin'ny taonjato faha 19, Lasa foibe fitatitra ny fivarotana ny Sacramento.

Sacramento no tanàna lehibe indrindra any California, aorian'i ny Los Angeles, San Diego, San Jose, San Francisco, Fresno, Long Beach, Oakland, sy Anaheim.

Androany, mbola mitohy mivelatra ilay tanàna ary misy 2.187.694 mponina no miaina any. Ny olona mipetraka any sacramento manomeha azy anarana, Sacto na Sac araka ny olona any. Ny solonanarany koa dia River City na Sacratomato.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

CaliforniaEtazoniaRenivohitra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kolontsaina malagasy1940TsimihetyNy Sôfian' i Jesoa KristyNevadaFiteny araboZairaShahram NazeriSakaKabary famangianaEtiôpiaIndôneziaÔlimpôsy (Torkia)Ova-matoantenyLady GagaRepoblika MalagasyFiarakodiaFiteny soedoàAmbohimangaTsindrimandry (fivavahana)Bootjack, KaliforniaDesambraArjentinaAziaTantaran' i MadagasikaraZafimaniryWorcester, MassachusettsKantoTontolo iainana1974RosiaJesoa araka ny kristianismaTeam Fortress 2KiantenyApôkalipsy voalohan' i JakôbaPakistànaEndolzansyHaisoratraRanavalona IIFanahy MasinaPôlitikaBridgette KerkoveFiteny anglisyTodyJakartaSaolyRepoblika Demôkratikan' i KôngôAnjelyLloyd KaufmanLitoaniaAndriamasinavalonaFanekem-pinoana apôstôlika30 St Mary AxeApôkalipsy faharoan' i JakôbaMaqbool Fida HusainMediaWikiBola (jeômetria)TranonkalaKabaryFiteny daryAlemainaRosiana (vahoaka)KinshasaZavamaniryFitiavanaOhabolanaNupediaZanatsoratraFiteny masikoro19 AogositraEvanjely kôptan' ny Ejipsiana🡆 More