Ranomasin' I Arabia

Ny Ranomasin' i Arabia na Ranomasin' i Ômàna dia ampahan' ny Ranomasimbe Indiana eo anelanelan'ny Saikanosin' i Arabia ao adrefana, i Pakistàna ao avaratra, ny Zana-kôntinenta Indiana ao avaratra-atsinanana sy atsinanana, nynosy Lakediva maromaro ao atsinanana-atsimo-atsinanana, ary ny tambanosy Maldiva ao atsimo-atsinanana.

Ao avaratra-andrefany ny Hoalan' i Ômàna ary ao andrefana ny Helodranon' i Adena. Manana velarana mirefy 3,6 tapitrisa km² izy ary ny lalina indrindra dia mahatratra 5 800 m. Atao hoe بحر العرب / Baḥr al-'Arab, izy amin' ny teny arabo, fa सिन्धु सागर / Sindhu Sagar kosa amin' ny teny sanskrity.

Ranomasin' I Arabia
Ranomasin' i Arabia

Tags:

Fiteny sanskrityHelodranon' i AdenaHoalan' i ÔmànaPakistànaRanomasimbe IndianaSaikanosin' i ArabiaTeny araboZana-Kôntinenta Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kisarisary ÔfitaGaliaRavalomanana MarcTanyAurangzebHossein SadaghianiFahaleovantenaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraPennsylvaniaPôlitikaMarovatoEkoadôraTalataSabelioArkôntikaAdy an-tranoAsa AkiraFanagasianaJôbaFifohazana (kristianisma malagasy)Kibobo29 SeptambraAndriamiseza Lucien24 MeyHasinaAljeriaRoger ByrneFiteny betsimisaraka avaratra8 MartsaKelsôsyEvanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloFiteny frantsayMôralyApôkrifan' i JakôbaBernard Renau d'EliçagarayTantaraZafimaniryAndriamanitra RayBokin' ny FahendrenaLaîkaDokotraMartin CooperUlan BatorArabia SaoditaRosiana (vahoaka)Distrika eto MadagasikaraBaibolyWiki CommonsAdy Lehibe FaharoaAbbas Ibn FirnasHijraFampielezam-peo FMHendersonville, Tennessee1899NKanadaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyMisterin' ny PaskaLoza folo tao EgiptaFiteny malaiô-pôlineziana andrefanaBokin' i JeoRepoblika Demôkratikan' i KôngôBaiboly katôlikaEorôpa Atsimo-AtsinananaAnjelyAmerika Avaratra🡆 More