Rajabo

Ny Rajaba na Rajabo no volana fahafito ao amin' ny tetiandro mozilmana.

Iray amin' ny volana masina ny Rajabo, ka ny telo hafa dia ny Moharamo sy ny Doalkida ary ny Doalhija. Ny anaran' io volana io amin' ny teny arabo dia رجب / Rajab. Ny faha-27 dia andro ahatsiarovana ny dia lavitra nataon' i Mohamady andro alina avy ao Meka mankany Jerosalema, atao hoe "Isra' sy Mi'raj". Ny volana Jomadaatania no eo alohany fa ny volana Sabàny no manaraka azy.

Jereo koa

Tags:

DoalhijaDoalkidaJerosalemaJomadaataniaMeka (Arabia Saodita)MohamadyMoharamoSabànyTeny araboTetiandro mozilmanaVolana (fotoana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

427MatioMalezia5 MeyChiapasHavatsa-UPEMBoky voalohan' ny MpanjakaKristyAntsangaMike SparkenSofisma (silamo)Testamenta TalohaKirosy LehibeHardwareVanimpotoana rômana tany EjiptaBokin' i MalakiaBokin' i HabakokaTodyAsaTranonkala11 NovambraGilan (faritany)Prôtestantisma eto MadagasikaraZazavavindranoFiteny merina3 MeyFiaran' ny FanekenaPiFifohazana FarihimenaGuayaquilFamelan-kelokaKambana (antokon-kintana)Milina fanoratanaAndrianampoinimerinaArroio do PadreFaritra Androy900Epistily faharoa ho an' ny KôrintianaRosiaKyle NaughtonSaonjoFahazavanaAMenlo Park, KaliforniaVikram SamvatFanompoambeSakhalinLord ByronGene HackmanRobert SchumannRy Tanindrazanay malala ô1937Didy FoloBokin' i RotaFanatontoloanaMisoria7 JonaImerina-AmbaniandroSukarnoGujaratLavabodySampy (malagasy)Kalandrie litorjika katôlika rômaninaVolaKlemento avy any RômaBokin' ny FitomanianaZanahary (finoan-drazana malagasy)Eid al-AdhaDinan' i VarsoviaAotrisyJosip SkoblarAlexis KossyguineEladrano🡆 More