Moharamo

Ny Moharamo dia volana voalohany ao amin' ny tetiandro mozilmana ary anisan' ny volana manan-danja indrindra izy, indrindra ho an' ny silamo siita.

Io no volana ahatsiarovana ny fahafatesana maritioran' i Ḥusayn ibn ʿAlī sy ny fianakaviany. Iray amin' ny volana efatra masina ho an' ny finoana silamo ny Moharamo, ka ny telo hafa dia ny Rajaba sy ny Doalkida ary ny Doalhija. Ny anaran' io volana io amin' ny teny arabo dia محرم / Muharram. Ny volana Doalhija, izay mamarana ny taona lasa, no eo alohany, ary ny volana Safary no manaraka azy.

Jereo koa

Tags:

DoalhijaDoalkidaFiteny araboRajaboSafarySiismaSilamoTetiandro mozilmanaVolana (fotoana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

LokangaSombin-tantaraFaritra DianaItaliaVolaFiangonana Loterana MalagasyAriaryVintana (finoan-drazana malagasy)Fanonganam-panjakanaFampakaram-badyBootjack, KaliforniaTanalaLloyd KaufmanKofi AnnanMerinaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraMenakaRanoFilazantsara araka an' i MarkaFitenim-paritra malagasyAdy Lehibe FaharoaBoky voalohan' ny MakabeoRoberto VaccaFivarotana andevoWellington PointAndriantompokoindrindra (foko)Apôkalipsy faharoan' i JakôbaWikimaniaWashington D.C.OhabolanaTantaran' ny kristianismaDistrikan'i FianarantsoaZafisoroFihavananaFiteny kôreaninaFiainana aorian' ny fahafatesanaFamoranaJean-Joseph RabeariveloRirininaFihafanan'ny tanyAdimizanaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)GovernemantaFaritany eto MadagasikaraJapànaApôkalipsin' i Pseodô-MetôdiôsyJeôgrafian' i MadagasikaraTorkiaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)KinshasaHAmerikaAlakaraboFanambadianaApôstôly roa ambin' ny foloVarotraTsy feteza-matyFiangonana Malagasy Tranozozoro AntranobirikyBaiboly amin' ny teny malagasyApôkrifan' i JoanyMiora Andrialalaina FlorlysHypertext Markup LanguageForbesKabaryPôlitika eto MadagasikaraPrôtestantisma eto Madagasikara🡆 More