Moharamo

Ny Moharamo dia volana voalohany ao amin' ny tetiandro mozilmana ary anisan' ny volana manan-danja indrindra izy, indrindra ho an' ny silamo siita.

Io no volana ahatsiarovana ny fahafatesana maritioran' i Ḥusayn ibn ʿAlī sy ny fianakaviany. Iray amin' ny volana efatra masina ho an' ny finoana silamo ny Moharamo, ka ny telo hafa dia ny Rajaba sy ny Doalkida ary ny Doalhija. Ny anaran' io volana io amin' ny teny arabo dia محرم / Muharram. Ny volana Doalhija, izay mamarana ny taona lasa, no eo alohany, ary ny volana Safary no manaraka azy.

Jereo koa

Tags:

DoalhijaDoalkidaFiteny araboRajaboSafarySiismaSilamoTetiandro mozilmanaVolana (fotoana)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tantaran' i MadagasikaraFiteny nepaleyFibebahanaTontolo iainanaGoogleFiompianaMadagasikaraTantara ny Andriana eto MadagasikaraVazimbaTendrombohitraZebraNosy LonjoSôdômaPaul CézanneFiteny anglisyVintana (finoan-drazana malagasy)Wiki FoundationAurangzebBokin' ny GenesisyFizaràn-taonaEmpira BizantinaAntemoroTendryFahotanaRavelonjanaharyAndry RajoelinaEkiomenismaFiteny kazàkaLoka NobelFiteny antandroyJobilyFanandroana malagasyGuangdongFiteny jeôrjianaAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaAterinetoWilliam ShakespeareAviavyFaritra VatovavyGeorge PeppardFady (malagasy)Fiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)Liga araboFitiavan-tanindrazanaSamboAlan TuringAnamalahoJiosyAbdellatif FellainiOndryFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraZon' olombelonaFilistinaHasidismaKuroisoTongolo gasySalamo faha-42LahatraFiteny pôlôneyHans Holbein le Jeune1860Abidy latinaKôngô-BrazzavilleSamsônaFahagaganaApôkalipsin' i JoanyBokyWikibolanaTsimihetyMetodismaValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraFidangan' ny vidim-piainanaSMOTIG🡆 More