Fiteny Ladinô

Ny fiteny ladinô na fiteny jodeô-espaniôla dia fiteny avy amin' ny fifangaroan' ny fiteny kastilàna tranainy (ny fiteny espaniôla) sy ny fiteny hebreo.

Maro ny Jiosy sefarada taranaky ny Jiosy voaroaka avy any Espaina tamin' ny taona 1492 izay miteny ladinô ao amin' ny faritra midadasika amin' ny tany lemaka manodididina ny Ranomasina Mediteranea. Ny fiteny jodeô-espaniôla dia tsy tokony hafangaro amin' ny fiteny jodeô-katalàna mifanakaiky aminy, ary ny hoe fiteny ladinô dia tsy tokony hafangaro amin' ny fiteny ladîna, izay fiteny retô-rômana tenenin' ny olona ao amin' ny Dolomita italiana.

Tags:

EspainaFiteny espaniôlaFiteny hebreoFiteny jodeô-katalànaFiteny kastilànaFiteny ladînaFiteny retô-rômanaJiosyRanomasina MediteraneaSefarada

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FilôzôfiaFiteny tiorkaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaMpandrindra milinaAndriamenaOraTrozonaGovernemantaFaritany eto MadagasikaraAndriamanitra (tokana)Modesto, KaliforniaIsraelyGeorges AndriamanantenaFiteny tataraw97csFivavahana abrahamikaDistrikan'i MaintiranoAmpongaIndôneziaVoahiranaEzraMassachusettsFifohazana AnkaramalazaTsikafonkafombazahaFaritra AndroyZanabintanaLaurent CantetFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyLe BouscatTondra-dranoIràkaPraiminisitra malagasyRanavalona IIIHasina (hery tsy hita maso)Repoblika MalagasyRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)OsyRaozyFiangonana Loterana MalagasyAlahasatyTantaran' i Madagasikara14 FebroaryRégis Rajemisa RaolisonFamoranaPôlitika eto MadagasikaraAndrianaMahavelona (Toamasina)NazaretaLahatra (finoana malagasy)Ady Lehibe FaharoaTolom-bahoaka tamin' ny 1947MadagasikaraEorôpaSakalava2012Bokin' ny mpaminany (Baiboly)Epistily nosoratan' i JakôbaFiteny taỳSandam-bolaFahababoana tany BabilônaSaint-Clément, AisneFiteny tamilyBenjamin DisraeliEvekaLanitra (finoana)MeivazyMpampiankin-teny🡆 More