Fiteny Goarany

Ny fiteny goarany dia fiteny amerindiana ao amin' ny fianakaviam-piteny topy-goarany izay tenenina ao Paragoay maha fiteny ofisialy azy miaraka amin' ny fiteny espaniôla.

Tenenina ao amin' ny tapany avaratr' i Arjentina, ao amin' ny tapany andrefan' i Bôlivia ary ao amin' ny tapany avaratra-atsinananan' i Brezila. Miisa 5 tapitrisa any ho any ny olona miteny goarany.

Tags:

ArjentinaBrazilaBôliviaFiteny amerindianaFiteny espaniôlaParagoay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AlohotsyFampakaram-badyShāhīn DezhTahitiMuslim ibn al-HajjajJames RumbaughTailandySinôgramaFanambadianaKristianisma eto MadagasikaraMediaWikiKadurMollasaniFambolenaBiôgrafiaWash WestAljeriaIsraelyKublai KhanPaska jiosyForyLalàmpanorenanaKalandrie litorjika katôlika rômaninaAntiliaFamoranaEmpira SasanidaFanasan' ny TompoPôlinezia FrantsayGamal Abdel NasserAndrea FrezzaSokatra maitsoAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaMagiara (vahoaka)TexasBarrett BladeEnterprise, AlabamaAlahasatyMohamadyFivarotana andevoFiangonana Loterana MalagasyISO 4217WikipediaImparfait de l'indicatifMarshall LeffertsFitsanganan' i Jesoa ho velonaRené GoscinnyWordPress16 FebroaryInstagramSatyajit RayPalestinaFifamoivoizana an-dranomasinaSahih al-BukhariXherdan ShaqiriSiddhartha GautamaChristopher Colles25 MartsaHernán CrespoAntesakaMa Ying-jeouFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraAnganoMadagasikaraTsinyGuelphMatteo BobbiVolana (fotoana)🡆 More