Fiteny Baritô

Ny fiteny baritô na fiteny baritô lehibe dia vondrom-pitenin' ny sampana malaiô-pôlineziana ao amin' ny fiteny aostrôneziana.

Avy amin' ny anaran' ny renirano Barito ao amin' ny nosy Bôrneô i anarana io. Misy fiteny miisa 33 ao amin' io vondrona io izay mitsinjara ho sokajy 4 toy izao:

Fanasokajiana anatiny

Fiteny baritô-mahakama

Ao amin' ny nosy Bôrneô, ao Kalimantan any Indônezia no ahitana ny mpiteny amin' ireo fiteny baritô-mahakama ireo. Ireto avy ireo fiteny ireo:

  • fiteny amapananga,
  • fiteny tonjonga.

Fiteny baritô andrefana

Ao amin' ny nosy Bôrneô, ao Kalimantana any Indônezia ihany koa no ahitana ny mpiteny amin' ireo fiteny baritô andrefana ireo. Ireto avy ireo fiteny ireo:

  • fiteny kôhina,
  • fiteny ôt danoma,
  • fiteny sianga,
  • fiteny bakompay
  • fiteny ngajo daiaka.

Fiteny baritô atsinanana

Tenenina ao amin' ny nosy Bôrneô, ao Kamimantan any Indônezia, ao Maiôty ary eto Madagasikara ireo fiteny ireo. Ireto avy izy ireo:

Fiteny atsimo-afovoany

  • fiteny dosona deiaha,
  • fiteny dosona malanga,
  • fiteny dosona oito,
  • fiteny maaniany,
  • fiteny pako.

Fiteny malagasy

Fiteny avaratra

  • fiteny laoangana,
  • fiteny tabôiana

Fiteny sama-bajao

Ny fiteny sama-bajao dia teenin' ny vahoaka bajao. Miparitaka amin' ny veleran-tany midadasika hatrany Luzon (izay itenenana ny fiteny abaknôna) hatrany Timor andrefana. Ny foiben' ny vahoaka bajao dia ao amin' ny tangoro-nosy Sulu sy ao amin' ny morontsiraka avarara-atsinanana any Bôrneô, ary any Minahasa koa.

  • fiteny abaknôna
  • fiteny balangingy sama
  • fiteny sama afovoany
  • fiteny pangotarana sama
  • fiteny sama atsimo
  • fiteny iakàna
  • fiteny mapona
  • fiteny bajao amin' ny morontsiraka andrefana
  • fiteny bajao indôneziana

Jereo koa

Tags:

Fiteny Baritô Fanasokajiana anatinyFiteny Baritô Jereo koaFiteny BaritôBarito (renirano)BôrneôFiteny aostrônezianaFiteny malaiô-pôlineziana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FahasalamanaFiteny slôvenaHasina (hery tsy hita maso)Katesizin' ny Fiangonana KatôlikaSimôna avy any KirenaFifohazana Ankaramalaza1993Voninahitra (fivavahana)Afrika AfovoanyVintanaKelsôsyIreneo avy any Logdanoma(101120) 1998 RO53Rajoelina AndryMistery masinaAbraham TrembleySugar Land, TexasBokin' i DanielaRanavalona IIDistrika eto MadagasikaraFiteny frantsayVolana (fotoana)Testamenta TalohaRainay any an-danitraFangitra ara-jeografiaKiwixAmerika AvaratraMartioraFanatontoloanaMediaWiki(106689) 2000 WW157Nederlandy1963AhidamboFiteny antesakaFamoranaTorovintanaLôndônaFady (malagasy)PenguinJodaismaFokom-pirenen' i IsraelyMahmoud TaleghaniHasina (zavamaniry)VoronaPneomatôlôjiaNinheiraAterinetoSaonjoLambamenaTaratasin' i LentolosySelaKiantenyHerinaratraMisterin' ny PaskaJodasyApôkalipsy Gnôstikan' i PeteraBob DylanRepoblika MalagasySão PauloMarovatoAsorotanyEvanjely grikan' ny EjipsianaFiteny alemànaRaki-pahalalanaFitenim-paritra malagasyVolanaTranonkalaKômôroTohu wa-Bohu🡆 More