Fiteny Antanosy

Ny fiteny antanosy dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Antanosy, izany hoe ao amin' ny tendro atsimo-atsinanan' i Madagasikara, dia ny faritra Anosy, eo anelanelan' i Masianaka sy Mandrare, nefa ahitana azy koa ny tanàna toa an' i Bezaha sy Vatolatsaka (distrikan' i Betioky-Atsimo) ary any Bereketa (distrikan' i Sakaraha)

Fiteny Antanosy
Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Misy fitotoviany amin' ny fitenim-paritra any atsimon' i Madagasikara, indrindra ny fiteny antandroy sy ny fiteny antesaka ary ny fiteny bara, ny fiteny antanosy. Izy no fiteny malagasy nosoratana voalohany amin' ny abidy latina (vavaka kristiana amin' ny fiteny antanosy). Any amin' ny 76 100 ny Malagasy miteny antanosy.

Jereo koa

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy

Boky azo anovozan-kevitra

  • Anatolie Solo-Raharinjanahary, Aspects de la dialectologie du malgache : morphologie, application à l'Antanosy, Université de Paris 7, 1984, 391 p. (thèse de 3e cycle)
  • Raharinjanahary, S. (1984). Aspects de la dialectologie malgache - Morphophonologie - Application à l'antanosy - D3C UP 7 : 391 p.
  • Raharinjanahary, S., Vaovolo, D., Mahajobo, M. (1988). Une enquête lexicostatistique sur les parlers tanosy et tanalana de l'Onilahy - Paris, INALCO, CEROIO, Etudes Océan Indien , n°9 : 171-183.

Tags:

AntanosyBereketaBezahaDistrikan'i Betioky-AtsimoDistrikan'i SakarahaFaritra AnosyFiteny malagasyMadagasikaraMandrareMasianakaVatolatsaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

SaryFanahy Masina (kristianisma)BirikyQasr-e Qand1971Farao ao amin' ny BaibolyFiteny hebreoAurangzebPaoly (apôstôly)Hasina (zavamaniry)MusianRova ManjakamiadanaFandriam-pahalemanaKristianismaDemôkrasiaJapànaAfrika AfovoanyRanavalona IIOlombelonaEvekaNikodaBaiboly katôlikaAterinetoSeleokosy IKôngô-BrazzavilleFitsapan-kevi-bahoakaFiteny nôrvezianaFiteny anglisyAl-BiruniTsipi-panohizanaKinshasa1826Bokin' i DanielaSan FranciscoRTaom-baovao malagasyFidangan' ny vidim-piainana1200Fanavaozana prôtestantaTantaran' i AlemainaLambamenaISO 4217AmbohimangaFahefana mpanao lalànaTetiandroFiteny japôneyAdimizanaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôWayback MachineFloridaSabelioMozikaFiteny iranianaLimbo1888Danilo Gallinari22 AprilyTanyAndrianampoinimerinaFANJAKAN’ I MADAGASIKARABootjack, KaliforniaFanekem-pinoana nikeanaToliaraRy Tanindrazanay malala ôHasanabad, ReyLavarsFiangonana Jesosy MamonjyÔksizeninaFiteny tiorkaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)2007AdijadyFiteny frantsayDokuWiki🡆 More