Firaisan' I Magreba Arabo

Ny Firaisan' i Magreba Arabo dia fikambanana ara-toekarena sy ara-pôlitika naorin' ny firenena dimy ao Magreba, dia i Alzeria, i Libia, i Marôka, i Tonizia ary i Maoritania.

Ao Rabat any Marôka no misy ny sekretera jeneralilny. Atao hoe Union du Maghreb arabe (UMA) izy amin' ny teny frantsay, Arab Maghreb Union (AMU) amin' ny teny anglisy, fa اتحاد المغرب العربي / Ittiḥād al-Maghrib al-‘Arabī kosa amin' ny teny arabo. Tamin' ny taona 2019 dia nahatratra 101 095 436 ny mponina ao amin' ireo firenena mpikambana ireo. Amin'ny 2023, ny tetikasa vola tokana ao amin'ny faritra dia mbola azo tanterahina ara-teknika fa azo fehezina ara-politika.

Firaisan' I Magreba Arabo
Sary famantarana ny Firaisan' i Magreba Arabo
Firaisan' I Magreba Arabo
Sarintany maneho ireo firenena ao amin' ny UMA

Tags:

AlzeriaFiteny anglisyFiteny araboFiteny frantsayLibiaMagrebaMaoritaniaMarôkaTonizia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MokubiloMouthoumetFandraisanaWilliam III an'i AngleteraMponina eto MadagasikaraKônfosianismaCurrent eventsAntônio de Oliveira FilhoMoussy, MarneMuslim b. al-HajjajFirenenaMesôpôtamiaCarl Gustav JungRetsilaKabary am-panambadianaSinôgramaFehezantenyMahmoud AbbasLisitry ny firenenaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesFady (malagasy)Lalan-jazaFaritra SavaFiteny araboGiuseppe VerdiAl-NawawiAlassane Dialy NdiayeJesoa araka ny silamoFivavahan-drazana malagasyRadama VoalohanyJava AfovoanyFiteny japôneyBilbaoFizahàn-tanyEmpira Mpanjanaka FrantsayRosiaImparfait de l'indicatifTeôlôjia dôgmatikaRachel WeiszPaska jiosyHenryk KasperczakVy Vato SakelikaSacramento, KaliforniaFizikaJônà (mpaminany)Rindrankajy wikiHaditaPiAndrea FrezzaVanim-potoana kristianaFamoranaAlakaraboMcCall, IdahoHernán CrespoAngatra (aretina)SihanakaEtona voajanaharyFaritanin'i KrabiRidley ScottAraraquaraAogostino avy any HipônaBiôgrafiaLouis-Claude VincentPalestinaZanahary (finoan-drazana malagasy)1981Joshua SchachterDonald Trump1391Al-Nasa'iRanomasina MediteraneaSampy (malagasy)🡆 More