Filoham-Pirenena Sy Mpanjakan'i Madagasikara

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Filoham-Pirenena Sy Mpanjakan'i Madagasikara  

Ity ny lisitry ny mpitondra (mpanjaka) sy filoham-pirenena malagasy nanomboka tamin'ny 1787 izay hanjakan' Andrianampoinimerina izay nampikambana ny fanjakana merina tamin'ny 1806. Ny jeneraly Gallieni dia nanongana ny mpanjaka mba ho zanatany frantsay Madagasikara hatramin'ny 1958 izay niforonan'ny firenena Malagasy.

Fanjakana

    Fanjakan'Imerina
# Anarana Fanombohan'ny fanjakana Fiafaran'ny fanjakana Toerany
1 Nampoina 1787 1810 Mpanjaka
2 Radama I 1810 1817 Mpanjaka


    Fanjakan'i Madagasikara
# Anarana Fanombohan'ny fanjakana Fiafaran'ny fanjakana Toerana
1 Radama I 1817 27 jolay 1828 Mpanjaka
2 Ranavalona I 27 jolay 1828 18 aogositra 1861 Mpanjakavavy
3 Radama II 18 août 1861 11 mai 1863 Mpanjaka
4 Rasoherina 11 mai 1863 2 avril 1868 Mpanjakavavy
5 Ranavalona II 2 avril 1868 13 juillet 1883 Mpanjakavavy
6 Ranavalona III 13 juillet 1883 28 février 1897 Mpanjakavavy
Zanatany frantsay 28 février 1897 1 mai 1959


Lisitry ny filoham-pirenena malagasy | Filoham-pirenena

Filoham-pirenena


Filoha Taona
Philibert Tsiranana 1960-1972
Jeneraly Gabriel Ramanantsoa 1972-1975
Kolonely Ratsimandrava 5 febroary 1975 - 16 febroary 1975
Amiraly Didier Ratsiraka Jona 1975-1991
Zafy Albert 1993-1996
Didier Ratsiraka 1996-2001
Marc Ravalomanana 2002-2009
Andry Rajoelina 13 febroary 2009 -

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Soratra MasinaEsôterismaFiteny samôrô1971Fitsipiteny malagasyOndryVirjiniaKristianinaBridgette KerkoveMpamaritra (fitsipiteny)FiarahamoninaZavakantoSilamoTongotraEkoadôraMozikaAnsel AdamsAfrikaAlahasatyNupediaEmirata Arabo MitambatraFilaza mandidy28 MartsaTsimihetyEvanjely kôptan' ny EjipsianaTantaraMpisolo fotoanaMulbagalNy valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraFanafodyBokin' ny SalamoTovana (fitsipiteny)PakistànaFaritra SofiaHasina (zavamaniry)Kabary famangianaSaolyKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaPastona (vahoaka)Atiq Rahimi(101120) 1998 RO53MôralyApôkrifan' i JakôbaToekaren' i Madagasikara1923JodaismaFasismaMalakiaSimôna avy any KirenaFifanakalozan-kevitry ny MpamonjyFiteny estônianaBokin' i JeoRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)23 JonaTrimôrfika PrôtenôiaBokin' i JôbaWashingtonFiteny araboDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Banto (vahoaka)Fanjakan' i Menabe1 Jona1993Fifohazana AnkaramalazaDokotraWiki CommonsVintana(106689) 2000 WW157OhabolanaPaiso (voany)Fahasalamana🡆 More