Fiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014

Ny Fiadiana ny tompondaka eran-tany ho an’ny kitra 2014 (amin'ny fiteny anglisy : 2014 FIFA World Cup, amin'ny fiteny frantsay : Coupe du monde de football de 2014) dia ny fiadiana ny tompondaka faha 20.

Ny fikarakarana ny fiadiana moa dia ny FIFA no tomponandraikitra amin'ny zavatra rehetra. Izy io dia niatomboka tamin'ny 12 Jona 2014 hatramin'ny 13 Jolay 2014 tany Brazila no nanatanterahana ny fifaninanana ary nahitana kianja miisa 12 izany kitra 2014 izany. Natao tany Costa do Sauípe ny ankitsapaka ireo firenena handray anjara rehetra tamin'ny 6 Desambra 2013. Ity fiadiana ity no nampiasana ny teknôlôjia soritra mahitsy miloko fotsy rehefa handaka ny baolina, voalohany teo aminin'ny tantaran'ny baolina kitra izany. Tao amin'ny kianja ny Maracanã de Rio de Janeiro tamin'ny 4 ora ariva tany an-toerana no nanantanterahana ny fiadiana farany na ny "finale" ka ry zareo Allemagne no nahazo fandresena raha nifanandrina tamin'ny ry zareo Arjentina tamin'ny alalany isa 1-0 no nandavoan'i Allemagne ny ekipa Arjentina.

Fiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Fiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014
Brazila 2014

Fisafidianana ny toerana itrangàn'ny fiadiana

Fifidianana ny ekipa

Vola azon'ny ekipa arakaraky ny toerany ao amin'ny filaharana

Ny tanàna sy kianja

Ny ekipa 32

Vondrona A

Vondrona B

Vondrona C

Vondrona D

Vondrona E

Vondrona F

Vondrona G

Vondrona H

Fifaninanana farany

Statistika

Eva

Maskôty

Hira ofisialy

Media

Jereo koa

Tags:

Fiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 Fisafidianana ny toerana itrangànny fiadianaFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 Fifidianana ny ekipaFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 Vola azonny ekipa arakaraky ny toerany ao aminny filaharanaFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 Ny tanàna sy kianjaFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 Ny ekipa 32Fiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 Fifaninanana faranyFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 StatistikaFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 MediaFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 2014 Jereo koaFiadiana Ny Tompondaka Eran-Tany Ho An’ny Kitra 201412132014AllemagneArjentinaBaolina kitraBrazilaDesambraJolayJonaKianjaTeknôlôjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblikan' i KôngôRadama Voalohany1974FamadihanaVezoBolokyBielôrosiaMenalambaPrôtestantismaTenim-pinoanaZanahary (finoan-drazana malagasy)Nekô IIFaritany eto MadagasikaraFiraisana ara-nofoKuroisoRatsiraka DidierHazolahyFiteny pôlôney1860AndriamaneloFahazavanaZon' olombelonaFahavaratraListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysHagaraAterinetoKôngô-BrazzavilleForyAdnanitaRasoherinaCurrent eventsFanekem-pinoana atanazianaTontolo iainanaAngatra (aretina)Mpandrindra milinaFanjanahantanyArintanyAdy an-trano2020Samuel RatanyAnjara asa (fitsipiteny)Gregor MendelArktikaMeksikaLoka NobelIsmaela2012Raki-pahalalanaAbidy latinaFenoarivo AtsinananaAdaoroTetiandro gregôrianaParisApôkalipsin' i JoanyDemôkrasiaBenoà XVFanandroana malagasyJônà (mpaminany)28 MartsaFanahy Masina1901HasinaVoatabiaBaraFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)RabibyMounir Aziz DaoudMediaWikiAlahamadyFaribolana SandratraFanekem-pinoanaBokin' i Ezekiela17 DesambraKatesizin' ny Fiangonana Katôlika🡆 More