Ny fanoharana ao amin' ny Evanjely na fanoharana ao amin' ny Filazantsara dia tantara anoharan-javatra nataon' i Jesoa izay manolotra fampianarana ara-pitondran-tena sy ara-pivavahana.
Amin' ny teny grika dia atao hoe παραβολή / parabolê izany.
Amin' ny fomba fanaovana fanoharana voarakitra ao amin' ny kolontsaina jiosy dia natao hanehoana fahamarinana amin' ny alalan' ny zavatra mpitranga eo amin' ny fiainana andavanandro na amin' ny alalan' ny fandinihana ny zavaboary, tsy ny fampiharana an' izany ho fampitam-pahaizana amam-pahalalana momba ny fivoasana ny Lalàna (araka ny mahazatra ny Raby) no tena nanaovan' i Jesoa izany fa nataony hanambaràna ny Fanjakan' Andriamanitra sy ny fiovana ho tanteraka amin' ny fahatongavan' izany fanjakana izany.
Ny fanoharana nataon' i Jesoa
Indreto ny fanoharana nataon' i Jesoa, nalahatra manaraka abidy (araka ny lohateny omen' ny Baiboly DIEM ny ankamaroan' izy ireo):
This article uses material from the Wikipedia Malagasy article Fanoharana ao amin' ny Evanjely, which is released under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 3.0 license ("CC BY-SA 3.0"); additional terms may apply (view authors). Mitondra ny lisansa CC BY-SA 4.0 ny votoatiny raha tsy misy zava-kafa ambara. Images, videos and audio are available under their respective licenses. ®Wikipedia is a registered trademark of the Wiki Foundation, Inc. Wiki Malagasy (DUHOCTRUNGQUOC.VN) is an independent company and has no affiliation with Wiki Foundation.