Evanjelin' Ny Ebiônita

Ny Evanjelin' ny Ebiônita na Filazantsaran' ny Ebiônita dia anarana iantsoana ny evanjely (na filazantsara) jodeô-kristiana nampiasain' ireo atao hoe Ebiônita.

Ankehitriny dia very io boky io ka tsy fantatra ny momba azy raha tsy amin' ny alalan' ny tonontsiahy ataon' ireo Rain' ny Fiangonana (na Aban' ny Eglizy). Ny sombintsombiny sisa izay heverina fa avy amin' io evanjely io dia tonontsiahy fohy fito nataon' i Epifaniôsy avy any Salamisy ao amin' ny boky nosoratany atao hoe Panarion.

Ansan' ny mampiavaka ity boky ity ny tsy firesahany ny amin' ny fiteraham-birijiny an' i Jesoa sy ny tetiarany; lazainy fa tamin' ny nanaovana batisa (na batemy) an' i Jesoa no nananganan' Andriamanitra azy ho zanany; izany dia andraikitra napetrak' Andriamanitra amin' i Jesoa mba hanafoana ny sorona jiosy; mamporisika ny olona tsy hihinana afa-tsy zavamaniry koa io evanjely io.

Jereo koa

Loharano

Tags:

EbiônitaEpifaniôsy avy any SalamisyEvanjelyFilazantsaraJodeô-kristianismaRain' ny Fiangonana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

GoogleFahaterahanaRajoelina AndryAmontanaMalezia2001TorkmenistànaLitorjiaVintana (finoan-drazana malagasy)AhidamboFivavahanaMeivazyDokuWikiRepoblika MalagasySinaMikea1968KristianinaZahaMpampitohy tenyCaliforniaBlaogyFirenenaFanatontoloana1840AsombolaBaiboly amin' ny teny malagasyRadama IIRavelonjanaharyTambajotraTetiandro malagasyMeyFahefana mpanatanterakaHavatsa-UPEMFiteny kreôly haisianinaIngosetiaMpampiankina fehezankevitraAdizaozaFiteny hindỳFaritany eto MadagasikaraTantaran' ny kristianismaCurrent eventsFiangonana Loterana Malagasy NohavaozinaMpaminanyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Kolontsaina malagasyMatyFoko eto MadagasikaraVolana (fotoana)Johannes VermeerFanekem-pinoana apôstôlikaAdy Lehibe FaharoaVoahiranaTerakaWayback MachineFitenim-paritra malagasyAlakaraboTantaran' i MadagasikaraDistrikan'i MaintiranoHasina (zavamaniry)Fiteny kasmiryFahasalamanaAnthiyurTondra-dranoAndrianaFiarahamoninaFifohazana FarihimenaSilamo🡆 More