Dobo

Ny dobo dia rano mihandrona voajanahary na nataon' olombelona toy ny farihy nefa kely kokoa sy marivo kokoa.

Atao hoe kamory ny dobo voajanahary.

Dobo
Kamory

Teny malagasy

Famaritana

Ny dobo dia "lavaka ihandronan' ny rano, izay mazàna vitan-tanan' olombelona, fa tsy tahaka ny kamory na ny farihy, izay vita-Nanahary".

Ny kamory kosa dia "rano mihandrona ao amin' ny toerana iray, ka kelikely kokoa noho ny farihy fa lehibe kosa miolotra amin' ny dobo". Azo faritana ho "velaran-drano mihandrona tsy dia lehibe loatra vita-nanahary na namboarina; antsoina koa hoe matsabory" koa ny kamory.

Teny mitovitovy hevitra

  • Heniheny: "Tany ihandronan' ny rano ka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo".
  • Hetrina: "Farihy na dobo taloha fa efa saika ritra nefa tsy ialan-drano foana".

Jereo koa

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Dobo Teny malagasyDobo Jereo koaDobo Loharano sy fanamarihanaDoboFarihy

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Menalamba11 AprilyAndrokaSakafo malagasyFiteny espaniôlaFilôzôfiaBokyAndron'ny TanyEvanjelisma1997AfoLalànaWikibolanaLiga araboRepoblika Demôkratikan' i KôngôFiteny ingrianaFaritra VatovavyFiteny nepaleyMarovatoFiteny jeôrjianaFitenim-paritra malagasySakalavaHasidismaVezoFiangonana Pentekotista Mitambatra (Madagasikara)AdijadyFoko folo verySalamo faha-42FanatontoloanaFrantsaFaritra Atsimo-AtsinananaFanahy MasinaIsaia (mpaminany)Mpisolo tena (fitsipiteny)Kamerona1899KataraElamaFiteny antandroyFilipinaAostraliaVaryBetsimisarakaKalandrie sinoaJJesoaPressyTobim-pifohazanaAnaranaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraGoogleAndry RajoelinaAdizaozaFiraisana ara-nofoAdaoroSinaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaAlarobiaKuroisoSorona masinaGovernemantaSan FranciscoPio IVAndrianaPaoly (apôstôly)Fanekem-pinoana nikeanaFaditraVoromailalaTenim-pinoanaAndro faranyAntanosy🡆 More