Matematika Ampaha

Ny ampaha dia izay azo avy amin'ny fizarana.

Amin'ny matematika ny ampaha dia ilazana ny isa azo avy amina fizarana mitovy ka

  • ny isa zaraina dia antsoina hoe mpanisa
  • ny isan'ny mpizara dia antsoina hoe mpanondro

Tsipika marindrano antsoina hoe tsipiky ny ampaha no manelanelana ireo isa roa ireo, ka ny mpanisa dia eo ambony ary ny mpanondro no eo ambany.

Ohatra, ny folo ampahadiminy dia soratana hoe ka 10 no mpanisa ary 5 no mpanondro. Ary mira 2 satria 5 × 2 = 10

Rehefa samy tsimivaky ny mpanisa sy ny mpanondro ary tsy aotra ny mpanondro dia antsoina hoe isa voasaina ny ampaha.

Tsy voatery hampiasa ny fanoratana mampiasa tsipiky ny ampaha anefa ny fanoratana ampaha. Ny isan-jato sy ny tafolo ary ny toraka miiba koa dia mahalaza ampaha. Ohatra, sy 10% sy 0.10 ary 10−1 dia mahalaza ny ampahafolo.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tetiandro malagasyFiteny hindỳFahaterahanaFifandraisan-davitraLalitraTambajotraFifohazana SoatanànaMark JerrumBokin' ny OhabolanaMa Ying-jeouAdaloKabaryFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaHasinaFanambadianaTolom-bahoaka tamin' ny 1947w97csBlaogyBokin' i DanielaSiddhartha GautamaRadama IIFoko eto MadagasikaraFivavahan-drazana malagasyZanatenyIndiaVoronaAdijadyTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaEorôpaAostraliaKabary am-panambadianaSina1989Régis Rajemisa RaolisonFikambanana Skoto eto amin' ny Fiangonana Loterana MalagasyOraFiteny kasmiryVictoire RasoamanarivoAviavyFiteny betsileoHoratio Herbert KitchenerLanitra (finoana)Mpampiankin-tenyAntanosyOsyFototenyBetsileoFiraisana ara-nofoHasina (hery tsy hita maso)Bokin' ny SalamoJerosalemaFivavahanaEpistily ho an' ny RômanaKanaana (faritra)Fitaovam-piadianaTrozonaLes PaulMpandrindra milinaNazaretaRanavalona IIIFitenim-paritra malagasyVondrona EorôpeanaVorombola2001LitorjiaNôvambraMarovatoDistrikan'i MaintiranoDagestànaTsirinteny sara-droaFaritra Melaky🡆 More