Fiteny Letôna: Fiteny

Ny fiteny letôna na fiteny latviana dia anisan' ireo fiteny balta, izay sampan' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Lasa fiteny ôfisialin' i Letônia na Latvia ny fiteny letôna nanomboka tamin' ny taona 1918. Manakaiky tanteraka ny fiteny litoaniana ny fiteny letôna nefa niharan' ny fiovam-panononana io izy nandritra ny fivoarany. Manakaiky ny 2 000 000 ny olona miteny letôna. Mizara ho fitenim-paritra roa ny fiteny letôna, dia ny fiteny letôna ambony sy ny fiteny letôna andrefana izay ampiasaina amin' ny literatiora ankehitriny.

Tags:

Fiteny baltaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny litoanianinaFiteny ôfisialyLetôniaLiteratiora

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Vy Vato SakelikaEmperora CixiAlakaosyNorwegian Missionary SocietySômaliaGeorges AndriamanantenaRazana (finoana malagasy)Fidangan' ny vidim-piainanaJobilyAfrikaMaaniany (vahoaka)SihanakaMicrosoft WindowsFibebahanaFiteny maanianyFanabeazana aizanaFanjanahantanyFahaleovantenaAlakaraboAnjara (finoana)Sakafo malagasyFoko eto MadagasikaraMerinaWikibolanaLezôtô2015HasidismaToyotaFivavahan-drazana malagasyAkohoAsa Akira1901Bokin' i IsaiaJirofoMatoantenyTorkiaFiraisana ara-nofoNosy LonjoTrombaSarySamgaraFifandimbiasana apôstôlikaLoka NobelMadagasikaraRanavalona ISambatraEtazoniaFameno (fitsipiteny)28 DesambraSodànaRonald ReaganBokin' ny GenesisyHagaraEpistily ho an' ny RômanaSinaSonismaAdnanitaAlohotsyTamotamoFiteny antandroyIsmaelaTodyFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaAlan TuringSan FranciscoLiga araboMayotteFokom-pirenen' i BenjaminaFokom-pirenen' i RobenaAntiôkia🡆 More