Ôdiseosy

I Ôdiseosy na Olisy dia iray amin' ireo mahery fo nalaza indrindra tamin' ny fedrà grika.

Ulysse
Ôdiseosy
Ankapobeny
Anarana Ulysse
Teraka Tsy fantatra
Fiaviana sy ny andraikitra
Asa : Tsy fantatra
Fiainana manokana

Mpanjakan' i Ithaka, zanak' i Laertesy sy Antikleia, rahalahin' i Ktimena, dia nanambady an' i Penelôpa izay nananany zanany lahy, Telemakôsy. Amin' ny teny grika izy dia atao hoe Ὀδυσσεύς / Odysseús, fa amin' ny teny latina kosa dia Ulixes, avy eo Ulysses vokatry ny fahasimban' ilay teny.

Nalaza tamin' ny faharanitan-tsaina miharo hefetsena (grika: μῆτις / mêtis) izy, izay nahatonga ny toroheviny ho tena nankasitrahana tamin' ny Ady tao Trôia izay nandraisany anjara. Ity mêtis ity koa no nahatonga azy hiavaka amin' ny dia lavitra nataony tamin' ny fiverenany avy any Trôia, izay nohirain' i Hômera tao amin' ny amboaran-tononkalo atao hoe Ὀδύσσεια / Odýsseia.

Ao amin' ny asasoratra atao hoe Tranom-bokin' i Apôlôdôrôsy, izay mandamina ny fitantaran' ny fedrà grika ho amin' vondrona nalamina araka ny fotoana nisehoan' ny tantara amin' ny ankapobeny, ny fahafatesan' i Ôdiseosy, izay nambaran' ny faminaniana, dia nanamarika ny fiafaran' ny andron' ny mahery fo, sady mamarana ny fitantarana ao amn' ny fedrà klasika. I Ôdiseosy no mpisehatra ivon' ny amboaran-tononkalo Ôdiseia, izay nampitondraina ny anarany.

Tags:

Fiteny grikaFiteny latina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ChennaiAdékanmi OlufadéFizikaGineaHindoismaAbu Dawud al-SijistaniEmperora CixiSunan Abī DāwudMakyTeôlôjiaKor'anyFrancis WebbFiteny jeôrjianaTexasAziaHenryk KasperczakJava AndrefanaOld Town, MaineAndriamanitra (tokana)PiramidaAlakaosySahih al-BukhariEkaterina IIBritaina LehibeAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaBratislavaLalàmpanorenanaAnjara asa (fitsipiteny)René DescartesFanekem-pinoana apôstôlikaFidel CastroFabio CannavaroAsombolaAbdellatif FellainiLu'anFiraisan' ny Repoblika Sôsialista Sôvietika1896AjmerToliaraFanabeazana292Fiteny japôneyMponina eto MadagasikaraSorona masinaTetiandro litorjikan'ny Fiangonana katolika siro-malabaraTetiandro hebreoSaryIsa miibaJakartaVondrona EorôpeanaJohn MajorCarl Gustav JungPrôtestantismaFiteny araboAndro TalohaMississaugaSunan al-DaraqutniWikipediaFanekem-pinoana nikeanaXherdan Shaqiri(2196) EllicottDokuWikiVy Vato SakelikaCasinoIndôsina🡆 More