Zahatra

Ny zahatra dia fitaovam-pitaterana an-drano vita amin' ny vatan-kazo na vatan-javamaniry mafy (toy ny volontsangana) na zavatra hafa maromaro natambatambatra, atao hiampitana na hitaterana entana, sahala amin' ny lakana.

Atao hoe godony, kodony, lakakihefo, lakatalatala, zahatse, zahitra ary zahitre koa izy amin' ny teny malagasy.

Zahatra
Zahatra

Jereo koa

Tags:

Fiteny malagasyLakana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Elliot ShevelRasoherinaDistrikan'i MaintiranoTodyBaraSampan-tenyEpistily nosoratan' i JakôbaAndriamanitra (tokana)Wiki CommonsBaiboly katôlikaGerd GanteförAntambahoakaRoandaRaki-pahalalanaKongonaSakramentaFiteny araboAhidamboAdijadyAsa AkiraKristianinaTontolo iainanaTsinyFitaovam-piadianaAostraliaMarovatoMaleziaModesto, KaliforniaSilamoFifohazana AnkaramalazaNôvambraTovaloPaositra MalagasyDidy FoloKabary famangianaLitorjiaWikiJean-Joseph Rabearivelo1911Ry Tanindrazanay malala ôVorombolaAntenimieram-pirenenaCurrent eventsFirenena MikambanaVezoRazana (finoana malagasy)Repoblika Entim-Bahoakan' i SinaFivavahana eto MadagasikaraBokin' ny SalamoMpisolo (fitsipiteny)IsraelyIràkaFifohazana SoatanànaFoko eto MadagasikaraFiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina849Fanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFaritra AndroyZavaboaryFiteny hebreoTrozonaAsa14 FebroaryBetsimisarakaJohannes VermeerSakalavaMatoantenySokajin-tenyNjakatianaSoisaTestamenta Vaovao🡆 More