Thiruvananthapuram

Thiruvananthapuram ((ml)), തിരുവനന്തപുരം (Tiruvanantapuraṁ) amin'ny fiteny malayalam, taloha nitondra ny anarana Trivandrum, dia renivohitr'i Kerala any India ary renivohitra ny distrikan'ny Thiruvananthapuram.

Thiruvananthapuram
Thiruvananthapuram
Velarantany NC
Isam-ponina 744 739 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 1 tapitrisa mpo.
Ben'ny tanàna C. Jayan Babu
Firenena India
Faritany Kerala
Faritra NC

Any amin'ny lafiny andrefan'i India ny misy ary, akaiky ny tanjona atsimo ny India.

Thiruvananthapuram ny tanàna ngeza indrindra any India. 745 000 ny isa ny olona miaina any, izy ny tanàna be mponina indrindra any Kerala. Miisa 1 tapitrisa mponina ny tanànan-dehibeny.

Renivohi-paritany izy, noho izany betsaka ny birao misy any toy ny orinasa federaly sy eo akaiky. Fo ara-politikan'ny Kerala Thiruvananthapuram, any koa dia betsaka ny fianarana toy ny oniversiten'ny Kerala, any ny VSSC (Vikram Sarabhai Space Centre), ny Technopark sy ny IIST (Indian Institute of Space Science and Technology).

Tags:

Fiteny malayalamKeralaThiruvananthapuram.ogg

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Mpandrindra milina62AndriamangariraFitodika ataoHenôteismaKabulTanalaD1969Keanu ReevesAlemaina65Afrika AtsinananaAndriamasinavalonaMadagasikaraKabaryKapila matezaM.agWikipediaNorrois1965Febroary1951Fahaizana mamaky sy manoratraIndôneziaFiangonana Loterana MalagasyWayback MachineFilazantsara araka an' i JoanyXHaoayArintany1905SakalavaTeny malagasy ofisialySodinaZomaDokuWikiChristopher McQuarrieRaAdaoroAnjara (finoana)Christopher WrenRaminia1958Fanjakana MitambatraFanatontoloana59Jesoa1980Baolina kitraAdrian WinterFiainana3BerlinAtenaKilometatraBazaugesJodeaÔseaniaSikidyFirenena Balta1940DrômeMerinaKôrea AtsimoLiokaBokin'ny JobilyMahajangaAntankaranaTantara ny Andriana eto MadagasikaraEtazoniaVoambolanaDanubeKristianisma🡆 More