Tompondaka Eran-Tany Amin'ny Tsipy Kanetibe 2016

Ny tompondaka eran-tany faha-47 amin'ny tsipy kanetibe dia natao tao Antananarivo tamin'ny taona 2016.

Fifaninanana tsitelotelo (triplette) sy kendry (tir à la précision) no natao.

Tompondaka Eran-Tany Amin'ny Tsipy Kanetibe 2016

Ny tompondaka eran-tany faha-47 amin'ny tsipy kanetibe dia natao tao Antananarivo tamin'ny taona 2016.

Lalao tsitelotelo

Madagasikara no nahazo ny fandresena, nandresy an'i Benina tamin'ny isa 13-5 tamin'ny famaranana. Tamin'ny manasa-dalana dia nandresy an'i Belzika 13 noho ny 9 ny Malagasy ary i Benina dia nandavo an'i Frantsa. Razakarisoa Tita, Andrianina Nanou, Razafimahatratra Hery ary Rakotondrazafy Lova no ekipam-pirenen'i Madagasikara tamin'izany

Kendry

Kamboja no nahazo ny fandresena tamin'ny tifitra fikendrena.

Tags:

Antananarivo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny italianaArintanyBaibolyFifandraisan-davitra1899AsorotanyBokin'i HenokaAbdônaFilazantsara araka an' i LiokaVintana (finoan-drazana malagasy)VazimbaSodànaFifohazana (kristianisma malagasy)FanandroanaSoavalyZazavavindranoAfrikaJiosyValanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraJohann Balthasar NeumannMpisolo tena (fitsipiteny)HasidismaAsombolaFoko eto MadagasikaraKabaryKristianinaAbrahama (patriarka)Fiteny frantsayKônfirmasiônaFivarotana andevoJoroFahavaratraFaribolana SandratraBaraVoatabiaFilipinaVondrona EorôpeanaRonald ReaganAdy an-tranoWBetsimisarakaFiteny nepaleyWikibolanaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaSandam-bolaEvanjelismaTantara ny Andriana eto MadagasikaraRainisoalamboLiga araboSokajin-tenyParisyPentekôstaAngatra (aretina)Fanekem-pinoanaElamaAdy Lehibe FaharoaFameno (fitsipiteny)FamadihanaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaMelody TimeRova ManjakamiadanaRafitra kôneksiônalyTsirintenyRanavalona IIIFahagaganaFomban-drazanaLisitry ny filohan' i MadagasikaraKameronaKabary famangianaJesoa araka ny kristianismaEpistily ho an' ny RômanaFiteny malagasy23 AprilyMounir Aziz Daoud🡆 More